RAIKY ACTU

RAIKY ACTU Raiky Actu est un site d'actualités, ainsi que les annonces de marketing les plus récentes.

17/06/2026
17/06/2026
17/06/2026

🏢 Bienvenue chez Raiky Coworking !

Vous vous demandez à quoi ressemble notre espace ?👀

✅ Des bureaux individuels confortables et bien éclairés
✅ Des espaces de collaboration pour les réunions
✅ Une connexion WiFi haut débit et fiable
✅ Une cuisine équipée avec café ☕
✅ Une ambiance calme et productive
✅ Une communauté d'entrepreneurs bienveillante

Ce n'est pas juste un bureau.
C'est votre deuxième maison professionnelle. 🌟

📍 Situé à Toliara — accessible et bien desservi.

📞+261 38 32 635 70 📧[email protected]
📍Tsianaloka, Toliara, Villa Ex Socotu

17/06/2026

Tontosa ny “Voix des Jeunes” tao amin’ny BASIA, sehatra nahafahan’ny tanora naneho ny heviny momba ny fanavaozana sy ny fampandrosoana.

Maneho fisaorana feno :
- ny mpikambana TAnora FOkonolona Fonena
- ny Andri-panjakana piahy,
- ireo panelistes, ary
- ny mpandray anjara rehetra izay nanome ny fotoanany, ny traikefany ary ny heviny.

👉🏼 Vonona tanteraka ireo tanora amin’ny fiaraha-miasa, fifampizarana traikefa ary hetsika mivaingana…..ho tombontsoan’ny tanora sy ny fokonolona....

💚 Fonena iray isika.

04/06/2026

𝐈𝐧𝐭𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨...
Ny 𝑻𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 𝒇𝒐𝒌𝒐𝒏𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 anatin'ny fikambanana 𝑭𝒐𝒏𝒆𝒏𝒂 dia faly manasa anao ny amin’ny Table Ronde lehibe izay mitondra ny lohahevitra hoe:

“𝐼𝑛𝑜𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑟𝑖𝑛𝑎 𝑖𝑙𝑎𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑒𝑛𝑎 𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑠𝑎𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑜𝑟𝑎?”

Nasaina manokana ny amizany, Andriamatoa sy ramatoa isany:

- 𝑴𝑨𝑯𝑨𝑳𝑰𝑵𝑰𝑺𝑨 𝑱𝒆𝒂𝒏 𝑴𝒂𝒓𝒄 𝑺𝒕𝒆𝒇𝒂𝒏𝒂, filohan'ny CCJ Toliara
-𝑴𝑨𝑴𝑶𝑵𝑱𝒀 𝑮𝒂𝒆̈𝒍, Mpandraharaha
- 𝑴𝑨𝑵𝑺𝑨𝑹𝑬 𝑭𝒐𝒇𝒐, Vehivavy mpahay lalana sady mpitarika
- 𝑹𝑨𝑩𝑨𝑹𝑰𝑵𝑨𝑹𝑰𝑽𝑶 𝑴𝒊𝒍𝒂𝒏𝒕𝒐, Olompirenena tsotra mpilatsaka an-tsehatra
-𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑷𝒓𝒆𝒔𝒍𝒆𝒚 𝑷𝒂𝒕𝒓𝒊𝒄𝒊𝒂, Mpandrindra ny Table ronde

📅 Sabotsy 13 Jona 2026
🕑 02 ora tolakandro
📍 Salle Basia – Toliara

Ny feonao no hery. Ny hevitrao no ho avy.

Miavia maro!!

18/05/2026

Salama iaby,

Ity ary ny antsipirihan’ilay vahaolana natolotro omaly, satria voaray ny fangatahanareo mikasika io vahaolana io.

Ndao hatsaraina miaraka fa mbola tsy tara isika.

11/05/2026

🥳 Latsinainy vaovao, herinandro vaovao !!

Maro amtsika ty somary mbo kamokamo hiatriky ny herinandro, surtout amin'ny resaky fanasa lamba ...

Ka toy misy fanontania ho ahintsika "Ino ty lamba tena mandreraky antsika ty manasa azy ??"

Alefaso amin'ny commentaire ao ty valitenareo .... misoatreeeee ! 🙏

Address

SCORE BAZARY BE Toliary
Toliary
601

Telephone

+261383263570

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RAIKY ACTU posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RAIKY ACTU:

Shortcuts

Share