TGV Atsimo-Andrefana

TGV Atsimo-Andrefana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TGV Atsimo-Andrefana, Digital creator, Toliara centre, Toliary.

12/12/2024

Fa Nilay Beravy zao koa Rolahy ! Aia jala aloa le 12 vita fifidiana iny ! Raha nilanao io hoy Samogedo 😂

12/12/2024

Mavesatsy aminareo 2.300 voix de différence zay 😂, lany i RABEHAJA JEAN, tsy nandaitra ny halabato nataon'i SITENY.

09/06/2024
Vita ny làlana miisa 12 eto Toliara,Natolotry ny Filoha Andry RAJOELINA androany izany; nozarana jiro mandeha amin'ny he...
19/05/2024

Vita ny làlana miisa 12 eto Toliara,
Natolotry ny Filoha Andry RAJOELINA androany izany; nozarana jiro mandeha amin'ny herin'ny masoandro ihany koa ireo mponina maro.

Mirefy 8 Km latsaka kely ity làlana ity
Fisaorana sy fankasitrahana no natolotry i Governora Dr TOVONDRAINY Ranoëlson Edally sy ny Ben'ny tanàna Sidison Dédé.

🧡 Tonga teto amin'ny arrondissement Besakoa Toliara i Atoa TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean De Dieu, resy lahatra fa hif...
18/05/2024

🧡 Tonga teto amin'ny arrondissement Besakoa Toliara i Atoa TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean De Dieu, resy lahatra fa hifidy sy hampandany azy ireo ny vahoaka.

Tonga nanatrika izany ny Filoha Lefitry ny Antenimierandoholona misahana ny Faritany Atsimo Atoa Nicolas RABEMANANJARA sy ny Filoha Tale Jeneralin'ny Groupe SODIAT Atoa Mamy RAVATOMANGA ary ireo mpiara amin'izy ireo.

Teto amin'ny arrondissement Mahavatsy-II Toliara no nihaona tamin'ireo vahoaka ny Kandida TINOKA Roberto sy MAHARANTE Je...
17/05/2024

Teto amin'ny arrondissement Mahavatsy-II Toliara no nihaona tamin'ireo vahoaka ny Kandida TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ireo mpiray lisitra aminy. Nanome toky fa hanohana hatramin'ny farany sy hifidy n°2 izy ireto.

ARRONDISSEMENT MAHAVATSE-I, Tinoka Roberto avao gnanay hoy ireo vahoaka izay nanatrika izany androany✌🏻TOLIARA TSY MAINT...
16/05/2024

ARRONDISSEMENT MAHAVATSE-I,
Tinoka Roberto avao gnanay hoy ireo vahoaka izay nanatrika izany androany✌🏻
TOLIARA TSY MAINTSY MANDROSO

✌🏻

Andry Rajoelina 🫶🏻

Address

Toliara Centre
Toliary

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TGV Atsimo-Andrefana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share