Fihamy Production

Fihamy Production Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fihamy Production, Media/News Company, Tsiroanomandidy.

10/12/2023
Rivah standar - Gasy Loading.. By Fihamy Prod
10/12/2023

Rivah standar - Gasy

Loading.. By Fihamy Prod

Ny ekipa Fihamy Production dia faly miarahaba anao amin'izao nitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao.. Ho lava velona ...
08/11/2023

Ny ekipa Fihamy Production dia faly miarahaba anao amin'izao nitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao.. Ho lava velona ee..

05/10/2023

Aza adino fotoanantsika

* ny zoma 6 sy ny sabotsy 7 oktobra

* manoloana ny Lapan'ny tanana Tsiroanomandidy..

prod vonona hanome ny fahafahampo anareo mpanjifa hatrany.

04/10/2023

Ny Fihamy Production dia miara-miasa amin'ny hetsika toy izao ''Tsena ambioka'' izao.

Manasa antsika hitafa mivantana aminay mandritra io hetsika io ny zoma 6 ary ny sabotsy 7 octobre izao manoloana ny Kaominina Tsiroanomandidy..





04/10/2023

Semer les graines du succès ! 🌱🌾
👉Rejoignez-nous en tant qu'exposant, partenaire ou sponsor pour la Foire Semencière et contribuez à cultiver l'avenir de l'agriculture. 💚
🕊

Ny Fihamy Prod dia manao ny asa rehetra amin'ny fakana sary toy ny:-- Clip- Mariazy- Anniversaire- Famadihana-Manao afis...
02/10/2023

Ny Fihamy Prod dia manao ny asa rehetra amin'ny fakana sary toy ny:
-
- Clip
- Mariazy
- Anniversaire
- Famadihana
-Manao afisy

Ny laharana tsy miova 034 61 486 61 na mandefa hafatra

Tombony lehibe hhoan'ny Fihamy Production ny nandray anjara tamin'ity fiofanana izay nokarakarain'ny Minisiteran'ny Sera...
27/05/2023

Tombony lehibe hhoan'ny Fihamy Production ny nandray anjara tamin'ity fiofanana izay nokarakarain'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny UNESCO programme Aschberg

Address

Tsiroanomandidy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fihamy Production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share