30/05/2026
🌟 𝗡𝘆 𝗮𝗻𝗶𝗼 𝗦𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 🌟
♈️ 𝐁é𝐥𝐢𝐞𝐫 : Asehoy azy fa tia ianao, na dia tsy fombanao aza izany.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Mena
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Scorpion
𝐈𝐬𝐚 : 13, 5
♉️ 𝐓𝐚𝐮𝐫𝐞𝐚𝐮 : Mahaiza mamela heloka fa tsy mahafaty antoka anao izany.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Maitso
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Poissons
𝐈𝐬𝐚 : 22
♊️ 𝐆é𝐦𝐞𝐚𝐮𝐱 : Tsory aminy izay tena ao am-ponao mba hadio ny sainy.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Fotsy
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Bélier
𝐈𝐬𝐚 : 9, 1
♋️ 𝐂𝐚𝐧𝐜𝐞𝐫 : Zavatra kely dia mety hampiady anio ka tandremo ihany!
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Mena
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Poissons
𝐈𝐬𝐚 : 6, 78
♌️ 𝐋𝐢𝐨𝐧 : Aza simbaina amin'izay rendrarendra mandalo ilay zavatra efa naharitra ela.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Volontany
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Bélier
𝐈𝐬𝐚 : 9, 64
♍️ 𝐕𝐢𝐞𝐫𝐠𝐞 : Ahirato ny masonao mba hahita tsara ; eo ambany masonao eo ihany fa tsy aiza akory ny tena zavatra.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Manga
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Capricorne
𝐈𝐬𝐚 : 13, 4
♎️ 𝐁𝐚𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞 : Katsaho izay mahasambatra anao fa ny fiainana fandalovana. Ataovy am-pisainana na izany aza.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Mavo
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Gémeaux
𝐈𝐬𝐚 : 3, 71
♏️ 𝐒𝐜𝐨𝐫𝐩𝐢𝐨𝐧 : Fitiavana no hameno ny tontolo andronao anio.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Mainty
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Cancer
𝐈𝐬𝐚 : 10, 4
♐️ 𝐒𝐚𝐠𝐢𝐭𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 : Matokia azy fa izy mahalala izay tokony hataony satria tia.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Mena
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Lion
𝐈𝐬𝐚 : 3, 4
♑️ 𝐂𝐚𝐩𝐫𝐢𝐜𝐨𝐫𝐧𝐞 : Ho betsaka ny fakam-panahy eny an-dalana rehetra eny anio.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Mavo
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Cancer
𝐈𝐬𝐚 : 17, 63
♒️ 𝐕𝐞𝐫𝐬𝐞𝐚𝐮 : Rehefa tapa-kevitra ny hanajanona zavatra iray dia aza miverin-dalana intsony.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Fotsy
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Verseau
𝐈𝐬𝐚 : 1, 44
♓️ 𝐏𝐨𝐢𝐬𝐬𝐨𝐧𝐬 : Betsaka ny resaka mety ho renao saingy raiso hoe resaka fotsiny ihany izany.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : Volondavenona
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Cancer
𝐈𝐬𝐚 : 10, 54....................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.