Mbo Misy Fanantenà

Mbo Misy Fanantenà Fizarana vaovao sy zava-misy à Toliara.

Tongasoa an'Tanindrazana Mr HARENANTSOA Henri 🙌.
06/06/2023

Tongasoa an'Tanindrazana Mr HARENANTSOA Henri 🙌.

⬜ Hoantsika iaby ze afaky mitsena, na maniry te hitsena an'i HARENANTSOA HENRI.  Mifanome fotoa tsika iaby @ Talata 06 J...
05/06/2023

⬜ Hoantsika iaby ze afaky mitsena, na maniry te hitsena an'i HARENANTSOA HENRI.

Mifanome fotoa tsika iaby @ Talata 06 Juin, @ 12 heures 30 minutes.
Devant Lycée Laurent BOTOKEKY eo.

Hisy tomobile à Disposition, sy fifandamina hiaraha ntsika.
🚴 Ze mana transport afaky manday avao koa.

Ndao hitsena longo tsika baky nianatsy lavitsy toy tsika ✊

Fifaninanana ampirahalahina🏆 hiarahan'i Mr HARENANTSOA amin'ireo mpianatsy anaky Toliara ao Antananarivo.- Taranja Baske...
01/06/2023

Fifaninanana ampirahalahina🏆 hiarahan'i
Mr HARENANTSOA amin'ireo mpianatsy anaky Toliara ao Antananarivo.
- Taranja Basket-ball 🏀
- Hisy nofon-kena mità-mpihavanana hatolotrin'i Harenantsoa Henri

  natao teto Toliara izay niarahan'ireo Membres de bureaux 03(MRT,MPH&MMF)  ireo lamina rehetra hoentina hampandrosoana ...
29/05/2023

natao teto Toliara izay niarahan'ireo Membres de bureaux 03(MRT,MPH&MMF)

ireo lamina rehetra hoentina hampandrosoana ny Fikambanana.

❤ MISY FANANTENA❤

⬜ HARENANTSOA Henri REPIFINY. - Anaky Kolonely REPIFINY Henri. VEZO, manan'ila MASIKORO noho TANALANA.- Anaky Toliara. M...
08/05/2023

⬜ HARENANTSOA Henri REPIFINY.

- Anaky Kolonely REPIFINY Henri.
VEZO, manan'ila MASIKORO noho TANALANA.

- Anaky Toliara. Mpianatsy MÉMORIAL SCHOOL taloha.

▪️ Afaky Baccalauréat avec Mention,
tamin'ny 2014 nalefan'ny fanjakana Malagasy hanohy fianara any ivelany. Resaky fianara noho fahaiza ro nahazahoany bourse extérieur any à Maroc.

- Nianatsy lalàna (Droit Privé), Marketing-Communication, ary nianatsy Sociologie noho sady Autodidacte.

- Directeur Général ny Société LE MAZAVA S.A.R.L (Entreprise natsangany any à Maroc).
- Filoha mpanorina ny ONG MPINAMANA ( Mpianatra Malagasy Manerantany)
- Filoha mpanorina ny Association Nationale MRT ( Mitsangàna Ry Tanora)
- Filoha mpanorina ny Association Harenantsoa ( izay nataony manokana hoany Toliara)

▪️ Tanjona : Firaisankina sy Fampivoarana ny olo-mpirenena, aminy alalan'ny fampiofanana sy famoronan'Asa.

.Ny Tanora hoy no antoky ny hoavy, ka tokony hiraihina, ho tonga saina ary hitsinjo lavitsy.

🌟 Tena tea Tanindraza longo tsika toy. Reharehan'i Toliara, ary tena mbo mampisy Fanantenà.

🌐 : Harenantsoa Henri

Fivoria noho fiaraha misakafo niarahanay ekipa MMF ( ). Nandroany sabotsy 6 Mai.  Soa ty Filongoa noho Firaisankina.  Ny...
06/05/2023

Fivoria noho fiaraha misakafo niarahanay ekipa MMF ( ).
Nandroany sabotsy 6 Mai.

Soa ty Filongoa noho Firaisankina.

Ny tanora MMF dia mijoro, manday hevitsy ary mitsinjo lavitsy hoan'i Toliara.

👉 MBO MISY FANANTENÀ.

Address

Centre Ville
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mbo Misy Fanantenà posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share