VOIX DU SUD

VOIX DU SUD Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VOIX DU SUD, Media/News Company, Tulear.

😏📌Zaran’i Honorable   aza nisy an’ireny tranga fakana an-keriny ireny tany Saririaky, kaominin’ , mba hahafahany manarat...
18/09/2025

😏📌Zaran’i Honorable aza nisy an’ireny tranga fakana an-keriny ireny tany Saririaky, kaominin’ , mba hahafahany manaratsy ny tetikasa izay efa notoheriny bontolo hatramin’izay.
✋Tsy mahagaga intsony ny tsaho sy lainga aeliny mikasika ny tetikasa, izay efa mandroso dia mandroso ankehitriny, indrindra amin’ny lafiny ara-tsosialy. ✹Betsaka ny asa fampandrosoana azo tsapain-tanana efa vitan’ny Base Toliara eny ifotony, ary mbola mitohy hatrany izany !💯🇲🇬

18/09/2025

📣🎯Nanamafy hatrany ny mpitondra tenin’ny sefom-pokontany 13 ao Ankilimalinika fa 𝐅𝐀𝐊𝐀𝐍’𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐑𝐈𝐍𝐘 no nitranga tao amin’ny fokontany Saririaky, akaikin’i Benetsy.

⚠‌Mitaraina ireo sefom-pokontany any an-toerana ny amin’ny tsy fandriam-pahalemena ateraky ny asa ratsy ataon’ireo andian-jiolahy mpamerin-keloka.

❌❌𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐒𝐘 𝐈𝐃𝐈𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐀𝐒𝐄 𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 𝐅𝐀 𝐀𝐒𝐀𝐍-𝐉𝐈𝐎𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐅𝐀𝐊𝐀𝐍’𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐑𝐈𝐍𝐘 𝐍𝐎 𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐊𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐒𝐀𝐑𝐈𝐑𝐈𝐀𝐊𝐘, 𝐀𝐎 ...
17/09/2025

❌❌𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐒𝐘 𝐈𝐃𝐈𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐀𝐒𝐄 𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 𝐅𝐀 𝐀𝐒𝐀𝐍-𝐉𝐈𝐎𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐅𝐀𝐊𝐀𝐍’𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐑𝐈𝐍𝐘 𝐍𝐎 𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐊𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐒𝐀𝐑𝐈𝐑𝐈𝐀𝐊𝐘, 𝐀𝐎 𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐊𝐄𝐋𝐈𝐍’𝐈 𝐁𝐄𝐍𝐄𝐓𝐒𝐘

⚠Raha ny zava-nitranga tao Benetsy dia resaka fakan'olona an-keriny no anton’ny fifandonana teo amin’ireo jiolahy ao amin’ny fikambanana MAZOTO sy ireo mpitandro filaminana.

⚠Avy hatrany anefa dia navadik’ ireo olona sy mpanao politika ary fikambanana sasany (anisan’izany indrindra Atoa Siteny Randrianasoloniaiko, ho an’ny Malagasy Atoa Elia Rabevahiny ao amin’ny antoko Otrikafo, sy ny fikambanana CRAAD-OI), ho fanenjehana ny tetikasa Base Toliara ny zava-niseho. Efa hatramin’izay izy ireo no mitady izay fomba rehetra hanakanana ity tetikasam-pampandrosoana goavana tsy miankina ity, ary tsy mitsahatra ny manely tsaho hatrany mba hanaratsiana sy hamitahana ireo vahoaka.

16/09/2025

🚚𝐓𝐑𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐅𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐑𝐈𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐎 𝐁𝐄𝐍𝐄𝐓𝐒𝐘 – 𝐕𝐎𝐑𝐎𝐌𝐀𝐇𝐄𝐑𝐘 𝐒𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐌𝐎𝐍𝐉𝐘 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝟑

👥 Olona miisa 𝟑 no nalain’ireo jiolahy ao amin'ny fikambanana MAZOTO an-keriny sy nanaovan'izy ireo herisetra ny asabotsy 13 septambra lasa teo.

⚠ Nirongo fitaovam-piadiana ireo jiolahy, izay efa mpamerin-keloka nanatanteraka izany.

📢 Niantso mpitandro filaminana avy hatrany ny sefom-pokontany tao Saririake rehefa nahare ny tranga.

🚚Namaly ny antso ireo mpitandro filaminana, ary nanampy azy ireo ny andrimasom-pokonolona Voromahery mba hanavotra ireo olona 3 nalaina an-keriny.

✅ Vokatry ny fiaraha-mientan’ny mpitandro filaminana sy ny Voromahery dia tafavoaka ireo olona nalaina an-keriny.

10/09/2025

🔎🀝𝐀𝐒𝐀 𝐓𝐀𝐆𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐎, 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀-𝐌𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐎𝐑𝐈𝐍𝐀𝐒𝐀 𝐁𝐀𝐒𝐄 𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐊𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐘

Olona miisa 𝟏𝟎𝟎𝟎 no niara-nisalahy tamin’ny asa tagnamaro natao tao 𝗔𝗻𝗞𝗲𝘁𝗿𝗮𝗞𝘆 𝗞𝗮𝗌𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 𝗜, ka 𝟕𝟎𝟎 tao amin’ny tampon-tanàna ary 𝟑𝟎𝟎 tany amin’ny secteur Bekomondro. Asa izay natao hanadiovana ny tanàna no nanomezana vola ho tambin-karaman'ireo olona rehetra nandray anjara ihany koa.

✅Nohamafisin’i 𝗗𝗮𝘂𝗜𝗵𝗶𝗻 𝗥𝗮𝗺𝗮𝗵𝗮𝘃𝗲𝗹𝗌, tompon’andraikitra ao amin’ny 𝗕𝗮𝘀𝗲 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮, fa porofo mivantana izao asa izao fa orinasa mitsinjo ny lafiny ara-tsosialy i 𝗕𝗮𝘀𝗲 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮:
“𝙈𝙖𝙣𝙚𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖 𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖𝙣𝙮 𝙞𝙯𝙖𝙝𝙖𝙮 𝙢𝙗𝙖 𝙩𝙚𝙮 𝙝𝙞𝙧𝙀𝙧𝙀𝙝𝙖 𝙚𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙫𝙖𝙝𝙀𝙖𝙠𝙖 𝙣𝙖 𝙙𝙞𝙖 𝙢𝙞𝙚𝙮 𝙖𝙯𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙖𝙠𝙀𝙧𝙀𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖, 𝙚𝙖𝙩𝙧𝙞𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙀 𝙖𝙚𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙀 𝙙𝙞𝙖 𝙚𝙛𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙥𝙀𝙧𝙀𝙛𝙀 𝙛𝙖 𝙀𝙧𝙞𝙣𝙖𝙚𝙖 𝙩𝙀𝙢𝙥𝙀𝙣’𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙠𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙞 𝘜𝙖𝙚𝙚 𝙏𝙀𝙡𝙞𝙖𝙧𝙖.”

🀝Raha fintinina, ny 𝗮𝘀𝗮 𝘁𝗮𝗎𝗻𝗮𝗺𝗮𝗿𝗌 toy izao dia tsy vitan’ny manatsara ny fahadiovan’ny tanàna, fa mampiseho ihany koa ny hery sy ny vokatra azo rehefa misy ny fiaraha-miasan’ny orinasa sy ny vahoaka.

06/09/2025

⭕📍𝐁𝐀𝐒𝐄 𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 : 𝐌𝐈𝐓𝐎𝐇𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐒𝐀 𝐒𝐎𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐌𝐈𝐕𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀

🀝Efa madiva ho vita amin’izao fotoana izao ny fanamboarana ny 𝗘𝗣𝗣 ao 𝗔𝗻𝗞𝗶𝗹𝗶𝗺𝗮𝗹𝗶𝗻𝗶𝗞𝗮 sy 𝗕𝗲𝗻𝗲𝘁𝘀𝘆. Efa 𝟎𝟬% ny asa vita ary 𝗌𝗹𝗌𝗻𝗮 𝟮𝟯 eo no miara-misalahy amin’ny fanatanterahana izany.

Araka ny fanambaran’ireo mponina, tsy mijanona amin’ny fijerena olana fotsiny ny 𝗕𝗮𝘀𝗲 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮, fa manampy amin’ny fanamboarana fotodrafitrasa fototra. Ankoatra ny 𝗘𝗣𝗣, mbola hisy koa ny fanavaozana ny 𝗯𝗶𝗿𝗮𝗌𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗌𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 sy ny 𝗖𝗘𝗚 𝗔𝗻𝗞𝗶𝗹𝗶𝗺𝗮𝗹𝗶𝗻𝗶𝗞𝗮, izay efa tena ratsy.

✅Miroso ihany koa ny asan’ny 𝗣𝗟𝗟 (𝗣𝗹𝗮𝘁𝗲𝗳𝗌𝗿𝗺𝗲 𝗟𝗌𝗰𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗟𝗶𝗮𝗶𝘀𝗌𝗻), izay manampy amin’ny fandrefesana sy fandrindrana ny asa rehetra atao eny an-toerana, ary indrindra mitondra soso-kevitra hanatsarana ny fiaraha-miasa amin’ny 𝗕𝗮𝘀𝗲 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮.

Tsapan'ireo vahoaka fa efa milamina kokoa eny an-toerana ary efa miezaka ny rafitra rehetra hametraka filaminana maharitra ahafahana manohy ny asa rehetra miandry ny orinasa 𝗕𝗮𝘀𝗲 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮.

05/09/2025

📌𝗖𝗧𝗥 – 𝗥𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗌 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗎𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗜𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗌 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗌𝗿𝗶𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗕𝗮𝘀𝗲 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮

Naverina natsangana indray ny 𝗖𝗧𝗥 (𝗖𝗌𝗺𝗶𝘁é 𝗜𝗌𝘂𝗿 𝗹𝗮 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗜𝗮𝗿𝗲𝗻𝗰𝗲 𝗱𝗲 𝗥𝗲𝗰𝗿𝘂𝘁𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁) ao amin’ny tetikasa 𝗕𝗮𝘀𝗲 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮. Manana andraikitra hanamarina ny fangaraharana ary ihany koa hametraka ireo mponina avy amin’ireo kaominina voakasika mivantana amin’ny tetikasa ho laharam-pahamehana amin'ireo amin’ny fandraisana mpiasa ao amin'ny tetikasa 𝗕𝗮𝘀𝗲 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 moa ny 𝗖𝗧𝗥.

➡ Tafiditra ao anatin’ity rafitra ity ny solontenan’ny 𝗞𝗮𝗌𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝟱 voakasika mivantana (𝗧𝘀𝗶𝗮𝗻𝗶𝘀𝗶𝗵𝗮, 𝗔𝗻𝗞𝗶𝗹𝗶𝗺𝗮𝗹𝗶𝗻𝗶𝗞𝗮, 𝗠𝗮𝗿𝗌𝗺𝗶𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮, 𝗕𝗲𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗱𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮), miaraka amin’ny solontena avy amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, ny fitaleavam-paritra momba ny fanofanana teknika, ny fiarahamonim-pirenena, ary ny 𝗜𝗻𝘀𝗜𝗲𝗰𝘁𝗶𝗌𝗻 𝗱𝘂 𝗧𝗿𝗮𝘃𝗮𝗶𝗹 izay mitana ny fitantanana ny CTR.

🌍 Mampihena ny savorovoro sy ny ahiahin’ny vahoaka ny 𝘟𝙏𝙍 , ary mampiseho fa misy rafitra mitana andraikitra sy mangarahara amin’ny fandraisana ireo mpiasa.

04/09/2025

🎯 : 𝗧𝗢𝗡𝗧𝗢𝗊𝗔 𝗊𝗢𝗔 𝗔𝗠𝗔𝗡-𝗧𝗊𝗔𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗩𝗢𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗧𝗘𝗟𝗢 𝗡𝗔𝗧𝗔𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗜𝗩𝗢𝗡-𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗊𝗔𝗡𝗔 𝗣𝗟𝗟 (𝗣𝗟𝗔𝗧𝗘𝗙𝗢𝗥𝗠𝗘 𝗗𝗘 𝗟𝗜𝗔𝗜𝗊𝗢𝗡 𝗟𝗢𝗖𝗔𝗟𝗘) 𝗡𝗜𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗊𝗔 𝗕𝗔𝗊𝗘 𝗧𝗢𝗟𝗜𝗔𝗥𝗔

✅Anisan’ny andraikitra lehibe sahanin’ny ivon-toeram-pifandraisana amin’ny eny ifotony antsoina hoe PLL, ny fanaraha-maso ny asa fampandrosoana tanterahin’ny tetikasa . Mandroso ny asa sosialy rehetra toy ny fanarenana ny biraon’ny kaominin’Ankilimalinika, ny fanarenana ny EPP ao Benetsy, 


✅Ny PLL ihany koa no mandrafitra ny laharam-pahamehana amin’ny asa sosialy tanterahan’ny orinasa ho an’ny mponina. Vonona hanohy ny asany hatrany ireo mpikambana eo anivon’ny PLL amin’ny maha-panelanelana azy ireo amin’ny mponina sy ny orinasa Base Toliara mba hisian’ny tombontsoa iombonana sy hisorohana ny mety ho fahadisoam-panantenana na tsy fahafaham-po amin’ny asa.

08/08/2025

🔎🔎 𝗔𝗡𝗞𝗜𝗟𝗜𝗠𝗔𝗟𝗜𝗡𝗜𝗞𝗔 – 𝗧𝗢𝗟𝗜𝗔𝗥𝗔 𝗜𝗜 : 𝗠𝗜𝗟𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡À𝗡𝗔, 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗊𝗢 𝗡𝗬 𝗔𝗊𝗔 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔, 𝗘𝗙𝗔 𝗡𝗜𝗩𝗢𝗥𝗬 𝗊𝗢𝗔 𝗔𝗠𝗔𝗡-𝗧𝗊𝗔𝗥𝗔 𝗜𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗞𝗢𝗔 𝗡𝗬 𝗣𝗟𝗟 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗢𝗠𝗜𝗡𝗜𝗡𝗔

❌ Tsy nahomby ny tetikasa fanakorontanana nokasain’ireo andian’olom-bitsy mpanao herisetra, sy fampihorohoroana amin’ny alalan’ny fampiasana fitaovam-piadiana ny zava-maranitra (coupe-coupe, flÚches, antsy 
) tao Benetsy.

👌Tontosa soa aman-tsara tanaty filaminana ihany koa ny fivorona voalohany eo anivon’ny mpikambana ao amin’ny Plateforme de Liaison Locale (PLL) niaraka tamin’ireo solontena avy amin’ny orinasa Base Toliara tamin’ny 30 jolay lasa teo.
Raha tsiahivina dia sehatra fifampiresahana, natao hanamora ny fifandraisana sy ny fandrindrana ireo asa fampandrosoana ho tontosain’ny orinasa ao amin’ny kaominina ity PLL ity.

📌 Marihina fa mandroso ihany koa ny fanamboarana ny EPP ao Benetsy mba hanatsarana ny seha-pampianarana ao amin’ny kaominin’Ankilimaliniky.👌

08/08/2025

🟀Manao laharam-pahamehana ny fiahiana ara-tsosialy any amin’ireo kaominina voakasiky ny tetikasa mivantana, ny orinasa Base Toliara.

🟀Anisan’izany ny fanavaozana tanteraka ny sekoly ambaratonga fototra (EPP) ao , kaominina Ankilimalinika, araka ny fangatahan’ny tompon’andraikitra ao amin’ny sekoly sy ny mponina.

🟀Ankoatra ny asa fanarenana, dia hanome fitaovana vaovao ihany koa ny orinasa rehefa vita ny fanatsarana, ahitana efitrano fianarana nohavaozina, gorodona vita dalaza, latabatra, 
 ho fampivoarana ny kalitaon’ny fanabeazana ho an’ny ankizy.

🟀Haharitra 50 andro ny asa ary mizotra tsy misy sakantsakana sy anaty filaminana tanteraka ny fanatanterahana azy amin’izao fotoana izao.

📌𝗕𝗘𝗡𝗘𝗧𝗊𝗘, 𝗧𝗢𝗟𝗜𝗔𝗥𝗔 𝗜𝗜 : 𝗧𝗥𝗔𝗧𝗥𝗬 𝗧𝗘𝗢 𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗢𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗊𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗞𝗢𝗥𝗢𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗜 𝗘𝗟𝗜𝗔 𝗥𝗔𝗕𝗘𝗩𝗔𝗛𝗜𝗡𝗬 𝗡𝗢𝗛𝗢 𝗞𝗢𝗟𝗢𝗡𝗘𝗟𝗬 𝗥𝗔𝗕𝗘𝗔𝗥𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔 𝗛𝗢𝗬 𝗚𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜...
02/08/2025

📌𝗕𝗘𝗡𝗘𝗧𝗊𝗘, 𝗧𝗢𝗟𝗜𝗔𝗥𝗔 𝗜𝗜 : 𝗧𝗥𝗔𝗧𝗥𝗬 𝗧𝗘𝗢 𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗢𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗊𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗞𝗢𝗥𝗢𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗜 𝗘𝗟𝗜𝗔 𝗥𝗔𝗕𝗘𝗩𝗔𝗛𝗜𝗡𝗬 𝗡𝗢𝗛𝗢 𝗞𝗢𝗟𝗢𝗡𝗘𝗟𝗬 𝗥𝗔𝗕𝗘𝗔𝗥𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔 𝗛𝗢𝗬 𝗚𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗠𝗔𝗊𝗢𝗠-𝗣𝗢𝗞𝗢𝗡𝗢𝗟𝗢 𝗩𝗢𝗥𝗢𝗠𝗔𝗛𝗘𝗥𝗬

🟚Tato ho ato zay, tafahoatry ty fampihorohoroa miendriky herisetra, miteraky tsy fandriam-pahalema toy ny sakan-dala, fampitahora hanoro tomobily, fangala olo an-keriny (otage), ... nataon'andian'olom-bitsy mpanakoronta teo farany rey. Noho izany, 𝗻𝗮𝗻𝗎𝗮𝘁𝗮𝗞𝘆 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗌𝗺𝗜𝗌𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗞𝗶-𝗜𝗮𝗻𝗷𝗮𝗞𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗻-𝘁𝗌𝗲𝗿𝗮 𝗎𝗻𝘆 𝗳𝗌𝗞𝗌𝗻𝗌𝗹𝗌 𝗺𝗯𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗎𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗺𝗮𝘀𝗌𝗺-𝗜𝗌𝗞𝗌𝗻𝗌𝗹𝗌, ka nomea anara hoe "𝗩𝗌𝗿𝗌𝗺𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆".

🟚Tsy misy idiran'ny 𝘁𝗲𝘁𝗶𝗞𝗮𝘀𝗮 𝗕𝗮𝘀𝗲 𝗧𝗌𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮, 𝗻𝗮 𝗶 𝗠𝗮î𝘁𝗿𝗲 𝗝𝘂𝗹𝗶𝗲𝗻, izay Raiamandreny sady to teny any an-toera, hoy Atoa Rivo mpikamba amin’ny Voromahery, ty fijoroa fikambana toy.

🟚Hamongotry gny asan-dahalo noho ty tsy fandriam-pahalema izay mampihorohoro gny vahoaky ro antom-pisia ty Voromahery, izay nankasitraky ny fanjakana tamin'ny fametraha mpitandro filamina hiara-hisalahy amy ndrozy reo.

🟚Tamin'ny talata 29 jolay lasa teo iny 𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝘆 𝘁𝘆 𝗩𝗌𝗿𝗌𝗺𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 𝘁𝗲𝗌 𝗮𝗺𝗜𝗮𝗻𝗌𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘀𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗞𝗌𝗿𝗌𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗌 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻'𝗌𝗹𝗌𝗺-𝗯𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗯𝗮𝗞𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗖𝗲𝗹𝗹𝘂𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗰𝗿𝗶𝘀𝗲 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘁𝗮𝗿𝗶𝗵𝗶𝗻'𝗶 𝗘𝗹𝗶𝗮 𝗥𝗮𝗯𝗲𝘃𝗮𝗵𝗶𝗻𝘆 𝘀𝘆 𝗖𝗌𝗹𝗌𝗻𝗲𝗹 𝗥𝗮𝗯𝗲𝗮𝗿𝗶𝗹𝗮𝘇𝗮. Natolotry gny Voromahery tamin'ny mpitandro filamina olo 6 reo, izay tratry teo ampizarana "flÚche" noho "coupe-coupe", satria nikasa ty hampiasa herisetra no sady manohitohy ty fandriam-pahalema.

🟚Marihina fa misy amin'ny mpikamba MAZOTO taloha ao, i 𝗙𝗿𝗮𝗻ç𝗌𝗶𝘀 𝗩𝗌𝗿𝗶𝗮𝗻𝗱𝗿𝗌, no resy lahatry gny hanara-dia ireo VOROMAHERY amin’izao lafa tonga saina fa fandikan-dalàna noho tsy mendriky ty fihetsiky olom-bitsy reo.

🟚𝗠𝗶𝗹𝗮𝗺𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗞𝘆 𝗎𝗻𝘆 𝘁𝗌𝗲-𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮 à 𝗕𝗲𝗻𝗲𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗻𝘆 amin’izao, vokatry ty fisian'ireo andrimasom-pokonolo Voromahery reo, izay fa nahazo fiofana manoka sady mbo hitohy izany amin'ny herinandro ambony.

 #𝐀𝐧𝐀𝐢𝐥𝐢𝐊𝐚𝐥𝐢𝐧𝐢𝐀𝐚 🔎🔎𝐀𝐍𝐈𝐒𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐓𝐒𝐈𝐊𝐎𝐌𝐁𝐀𝐊𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐊𝐎𝐑𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀  𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐂𝐑𝐀𝐀𝐃-𝐎𝐈📢...
30/07/2025

#𝐀𝐧𝐀𝐢𝐥𝐢𝐊𝐚𝐥𝐢𝐧𝐢𝐀𝐚
🔎🔎𝐀𝐍𝐈𝐒𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐓𝐒𝐈𝐊𝐎𝐌𝐁𝐀𝐊𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐊𝐎𝐑𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐂𝐑𝐀𝐀𝐃-𝐎𝐈

📢Efa hatramin’izay ny fikambanana CRAAD-OI na Centre de recherches et d'Appui pour les Alternatives de développement, no fantatra amin’ny fanoherana ireo tetikasam-pampandrosoana goavana eto Madagasikara anisan’izany ny Base Toliara. Manao izay fomba rehetra hanakanana ity tetikasam-pitrandrahana izay manana fampiasam-bola manodidina ny 770 tapitrisa dolara ity io fikambanana io, na dia efa hita miharihary aza ireo tombontsoa nentin’ny tetikasa Base Toliara ho an’ny mponina eny ifotony nandritra izay volana maromaro nisokafany izay.

📢Raha tokony hikatsaka ny fampandrosoana sy ny tombontsoa iombonana no andraikitry ny fiaraha-monim-pirenena, dia toa 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐡𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐚𝐧𝐭𝐚𝐥𝐚 𝐬𝐲 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐈𝐒𝐈𝐇𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐊𝐎𝐑𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐑𝐀𝐀𝐃-𝐎𝐈, mba hahazoana famatsiam-bola avy any ivelany.

📢Tsy mipetraka amin’ny maha-fiaraha-monim-pirenena 𝐓𝐎𝐊𝐎𝐍𝐘 𝐇𝐈𝐓𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐚 𝐢𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 ihany koa io fikambanana io fa mbola manaparitaka vaovao tsy marina (« désinformation ») mikasika ny Base Toliara izay efa namoaka ny zava-misy marina rehetra mikasika ny tetikasa.

⚠⚠Anisan’ireo “manipulation” ataon’ny fikambanana CRAAD-OI :
❌Ny fampiasana sary maneho ny “Allée des Baobab” izay hita any amin’ny faritra hafa, lavitra tanteraka tsy misy idiran’ny Base Toliara mba hamitahana fa hoe hanimba ireo Baobab ny tetikasa
❌Lazainy ihany koa fa hisy fiantraikany amin’ny “propithÚque soyeux” ny tetikasa kanefa io biby io dia tsy hita afa-tsy any amin’ny faritra Avaratra Atsinanan’ny Nosy
❌Ny filazana fa hoe hampiasa velarana 1000 km² ny tetikasa hanoavana “installation”, kanefa tsy mitombona izany fa filaza masaka mba hanenjehana ny tetikasa

Address

Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VOIX DU SUD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share