18/08/2025
✨ OUVERTURE OFFICIELLE ✨
🎉 Davillah MULTI TECH dia manokatra amin’ny fomba ofisialy ny varavarany ny 01 Septembre 2025 !
📍 Eo am-piandrasana anao izahay miaraka amin’ny tolotra manokana:
✅ Photocopie & Impression
✅ Cyber & Jeux Vidéo
✅ Services Multitech (WIFI, impression rapide, sary, sns)
👉 Tongava mitsidika ary ankafizo ny serivisy haingana, moderina ary kalitao!
📅 Date d’ouverture : 01/09/2025
📌 Aza hadino fa efa vonona izahay handray anao!