MMM Alasora

MMM Alasora ''Izay manoro làlana, mahitsy, mamindra aina''

22/08/2025

Amin’izao fodiamandrin’i Ramatoa Céline Ratsiraka izao dia maneho fiaraha-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany sy ireo rehetra akaiky azy , ary ny mpikatroka Arema , izahay ato amin’ny Antoko MMM manerana an’i Madagasikara.

Rahampitso Alarobia izany ny fotoana 🟡🔵⚪️
12/08/2025

Rahampitso Alarobia izany ny fotoana 🟡🔵⚪️

💙Toy ny fanao isan-taona dia zava-dehibe amin'ny fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga ny asa sosialy   sy   amina...
05/08/2025

💙Toy ny fanao isan-taona dia zava-dehibe amin'ny fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga ny asa sosialy sy aminareo ray aman-dreny amin'ny fanomanana ny fidiran'ny mpianatra. Tsy ho diso anjara amin'izany ny eto amin'ny Kaominina Alasora koa manome fotoana anareo izahay ny Alarobia 13 Aogositra izao 💛

Fitaovam-pianarana amin'ny vidiny mirary 💛🤍💙
29/07/2025

Fitaovam-pianarana amin'ny vidiny mirary 💛🤍💙

💙Toy ny fanao isan-taona dia zava-dehibe aminay fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga ny asa sosialy sy aminareo ray aman-dreny amin'ny fanomanana ny fidiran'ny mpianatra.

❤Hanatona anareo indray izahay ato ho ato miaraka amin'ny -pianarana amin'ny vidiny mirary 💛

Address

Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MMM Alasora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share