Mada DJ Ofisialy Tulear

Mada DJ Ofisialy Tulear Mada DJ ofisialy est une association des DJs de Madagascar qui animent tout genre d'évènement.

Joyeux anniversaire à DJ Relax le Président de Mada DJ Ofisialy Tuléar ✨🎂🍻
15/04/2026

Joyeux anniversaire à DJ Relax le Président de Mada DJ Ofisialy Tuléar ✨🎂🍻

Mba hofiombonam-pò sy alahelo ary ho fiaraha-ory amin''ny fianakavian'ny DJ KEYTONE, dia mikoike ny firaisankinan'ny Dj ...
28/02/2026

Mba hofiombonam-pò sy alahelo ary ho fiaraha-ory amin''ny fianakavian'ny DJ KEYTONE, dia mikoike ny firaisankinan'ny Dj rehetra eto TOLIARA, fa hamangy tsika androany folakandro @ 4 ora tsy diso. Toerana Devant CEG EZAKA AMBALANOMBIKAMOA TOLIARA. Zay ty afaka nefa te hanao adidy, na isika eto na ny frères de son rehetra eto Madagascar na any ivelany dia afaka mandefa solo-faodranomaso

@ Vice-président DJ John :
034 63 312 28 mvola @ anaran'i Razanajatovo John Arnaud, (description : KEYTONE). 😭😭😭

21/01/2026

A ne pas rater TOLIARA!

19/11/2025
@à la une
13/01/2025


@à la une

Msaotra Lay Nahary!Mosaotra anireo MpanotronaMisatra anireo nanampy,Misaotra anireo mpiara miasa rehetraMisaotra antsika...
13/01/2025

Msaotra Lay Nahary!
Mosaotra anireo Mpanotrona
Misatra anireo nanampy,
Misaotra anireo mpiara miasa rehetra
Misaotra antsika Dj rehetra Nahasolo tena maro
T@ fety Bonne Année tsika omaly iny!

11/01/2025

Asaina daholo tsika iaby n'a antitse n'a tanora, n'a zoky n'a zandry, rehefa Dj anatiny faritse Atsimo Andrefa toy!

Address

Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada DJ Ofisialy Tulear posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category