JSMada - Journal du Sud de Mada

JSMada - Journal du Sud de Mada "JS MADA โ€“ La voix du Sud, le reflet de Madagascar."

๐Ÿญ๐Ÿฐ ๐—บ๐—ฎ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ - Tontosaina amin'izao fotoana izao ny Filan-kevitry ny Minisitra ivelan'Antananarivo fahatelo izay tanterah...
14/05/2025

๐Ÿญ๐Ÿฐ ๐—บ๐—ฎ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ - Tontosaina amin'izao fotoana izao ny Filan-kevitry ny Minisitra ivelan'Antananarivo fahatelo izay tanterahina ao Toliara. Sehatra maro no resahana ao anatin'ny lahadinika izay mahakasika ny fampandrosoana mivantana ny tanร nan'i Toliara sy ny Faritra iray manontolo. Ankoatra ny fanajariana ny lalana an-tampon-tanร na sy fanatsarana ny endrik'i Toliara dia hisy ihany koa ireo tetikasa fampidirana angovo avy aminโ€™ny herin'ny masoandro sy fampidirana rano fisotro madio ao an-toerana. Anisan'ireo tetikasa goavana ihany koa ny fanajariana ireo lalam-pirenena faha-13 amin'ny ampahany mampitohy an'Ikalamainty sy Ambovombe. Tsy adino ihany koa ireo asa sosialy sy fotodrafitrasa fototra tena ilain'ny vahoaka.

ยฉ๏ธ PrรฉsidencPrรฉsidence de la Rรฉpublique de Madagascar

Tongasoa ihany koa ireo Minisitra 4 mpikambana ao anatin'ny Governemanta Malagasy. Manome hery hatrany amin'ny fiatrehan...
13/05/2025

Tongasoa ihany koa ireo Minisitra 4 mpikambana ao anatin'ny Governemanta Malagasy. Manome hery hatrany amin'ny fiatrehana ny asa fampandrosoana ity Faritra ity izao ka isaorana ny fitondram-panjakana tarihin'ny Filoha Andry RAJOELINA.

ยฉ๏ธ Gouverneur Atsimo Andrefana

Lavon'ny balanโ€™ny polisinโ€™ny UIR eto Toliara tamin'ny 03 ora tolakandro teo i Christophe dit betofy; Jiolahy raindahiny ...
13/05/2025

Lavon'ny balanโ€™ny polisinโ€™ny UIR eto Toliara tamin'ny 03 ora tolakandro teo i Christophe dit betofy; Jiolahy raindahiny monina ao aminโ€™ny Fokontany Ambohitsabo.

Loharanombaovao avy amin'ny olon-tsotra no nahafatarana fa hanafika any Anketa i Betofy ary efa miaraka amin'ny basy. Avy hatrany moa dia niditra an-tsehatra ny polisy UIR eto Toliara ka nifanejehana. Noho i Betofy namaly ireo mpitandro ny filaminana no nitarika ny fifandonana ka naha lavo ity voalaza ho jiolahy ity.

ยฉ๏ธ ๐“ก๐“ช๐“ญ๐“ฒ๐“ธ ๐“ฃ๐“ฎฬ๐“ต๐“ฎฬ๐“ฟ๐“ฒ๐“ผ๐“ฒ๐“ธ๐“ท ๐“ข๐“ฒ๐“ฝ๐“ฎ๐“ท๐”‚

โŒโŒMandalo ao Tsihombe ny valala amin'izao fotoana izao โœ๏ธ Vaovaon'i Toliara๐Ÿ“ท Mario Shooting Tsihombe ๐Ÿ“ท
13/05/2025

โŒโŒMandalo ao Tsihombe ny valala amin'izao fotoana izao

โœ๏ธ Vaovaon'i Toliara

๐Ÿ“ท Mario Shooting Tsihombe ๐Ÿ“ท

๐ŸŽ“๐Ÿงฑโš—๏ธ๐— ๐—”๐—ก๐——๐—”๐—Ÿ๐—ข ๐—˜๐—ง๐—ข ๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—ข๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ก๐—ฆ๐—”๐Ÿ‘‰Fametrahana ny vato-fototry ny ...
02/05/2025

๐ŸŽ“๐Ÿงฑโš—๏ธ๐— ๐—”๐—ก๐——๐—”๐—Ÿ๐—ข ๐—˜๐—ง๐—ข ๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—ข๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ก๐—ฆ๐—”

๐Ÿ‘‰Fametrahana ny vato-fototry ny Trano R+1 ho an'ny mpianatra eto Maninday

๐Ÿ‘‰Tafatafa niarahana tamin'ireo mpianatra narahan'ny fanolorana fanampiana ho an'ireo mpianatra tra-boina vokatry ny haintrano

๐Ÿ‘‰ Fitokanana laboratoire vaovao eny amin'ny IHSM

๐Ÿ‘‰Nanomboka androany maraina tao amin'ny Paositra Malagasy Toliara ihany koa ny fizarana ny vatsim-pianarana telo volana ho an'ireo mpianatra taona faha dimy no miakatra ho an'ny oniversiten'i Toliara

๐Ÿ“Œ Ireo no mandrafitra ny fandaharam-potoanan'ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa eto Toliara.

ยฉ๏ธ DRCC Atsimo Andrefana

โœ…Nanomboka androany 02 mai ny fandoavana ny vatsim-pianarana ho an'ny mpianatra tao Maninday. T@ 7 ora sy sasany dia efa...
02/05/2025

โœ…Nanomboka androany 02 mai ny fandoavana ny vatsim-pianarana ho an'ny mpianatra tao Maninday. T@ 7 ora sy sasany dia efa nanomboka izany tao @ paositra Malagasy, Toliara centre ho an'ny taona fahadimy miakatra

ยฉ๏ธ Vaovaon'i Toliara

โŒMbola miaina ao anaty rano maloto ny mponina sasany  eny @ Fokontany Ambohitsabo Kaominy Ambonivohitry Toliara vokatry ...
01/05/2025

โŒMbola miaina ao anaty rano maloto ny mponina sasany eny @ Fokontany Ambohitsabo Kaominy Ambonivohitry Toliara vokatry ny fandalovan'ny Rivodoza farany teo.
๐Ÿ‘‰Tokatrano 10 izay misy Olona 100 eo ho eo no mbola dibo-drano ary efa miova maitso hatr@ lokon'ny rano eto andrefan'ny FIAVOTA Fokontany Ambohitsabo.Efa nisy fangatahana amin'ny tompon'andraikitra hisitonana ireo Rano ireo fa hatramin'izao tsy misy nahitam-baliny .Ka ๐Ÿ™Mangataka amin' ireo manampahefana eto Toliara ireo mponina ao fa mahatsiaro mijaly ary manahy ny fiparitahan' ny valan'arentina maro samihafa.

ยฉ๏ธ VaVaovaon'i Toliara

๐—ฅ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—•๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—œ๐—œ :  ๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐— ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ  #๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ปร ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—บ...
30/04/2025

๐—ฅ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—•๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—œ๐—œ :

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐— ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ #๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ปร ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ถd๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ.

Mikatona ihany koa ireo sekoly rehetra ao amin'ny kaominina Ankilimaliniky. Misy Renim-pianakaviana iray efa ho teraka nefa ny vadiny nitsoaka any anaty .

ยฉ๏ธ Ny Vaovaon'i KOLO TVNy Vaovaon'i KOLO TVNy Vaovaon'i KOLO TV

๐Ÿ˜ญโŒโŒRenim-pianakaviana iray no namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho t@ fiarabe mpitatitra (Karandaly) teo...
30/04/2025

๐Ÿ˜ญโŒโŒRenim-pianakaviana iray no namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho t@ fiarabe mpitatitra (Karandaly) teo @ pilonne Ankiliberengy Fihafihana avy any Fotadrevo hankaty Toliara. Raha ny fantatra dia maro ihany koa no naratra...
Andrasantsika ny fanampim-baovao..

(Mamy Tsiranga F.)
โœ๏ธ VVaovaon'i Toliara

๐—ง๐—ผ๐—ฒ-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ผ ๐—•๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—œ๐—œ :   ๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐— ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ฏ๐˜† ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—˜๐—ฃ๐—ฃ ๐—•๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ (๐—™๐—ผ๐—ฟ๐—ฐ๐—ฒ ๐— ๐—ถ๐˜…๐˜๐—ฒ) ๐—ฎ...
29/04/2025

๐—ง๐—ผ๐—ฒ-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ผ ๐—•๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—œ๐—œ :

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐— ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ฏ๐˜† ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—˜๐—ฃ๐—ฃ ๐—•๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ (๐—™๐—ผ๐—ฟ๐—ฐ๐—ฒ ๐— ๐—ถ๐˜…๐˜๐—ฒ) ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ.

Manoloana ny toe-draharaha misy ao an-toerana nandray ny tandrify azy ireo mponina ka tsy nalefa ny ankizy.
Misy ireo nifindra monina mihitsy. Nitsoaka ny tanร na ihany koa ireo vatan-dehlahy ao hatramin'ny maraina teo. Hatreto tsy mbola fantatra ny tena anton-dian'ireo mpitandro ny filaminana izay mitoby ao Benetsy ireo.

Mihorohoro ny mponina ao Benetsy sy amin'ireo tanร na manodidiana amin'izao fotoana izao raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana.

Contact rรฉdaction : 032 12 888 18 / 032 12 888 20 / 032 12 888 23 / 032 12 888 37
Mail : [email protected]

ยฉ๏ธ Ny Vaovaon'i KOLO TVNy Vaovaon'i KOLO TVNy Vaovaon'i KOLO TV

โ—๏ธTOLIARA    -    FITSARANA ARA-BOLA โŒ๏ธ Betsaka amin'ireo Kominina nahazo famatsiam-bola avy amin'ny tetikasa   no tsy n...
29/04/2025

โ—๏ธTOLIARA - FITSARANA ARA-BOLA

โŒ๏ธ Betsaka amin'ireo Kominina nahazo famatsiam-bola avy amin'ny tetikasa no tsy nanao fanambarana ny fitatanam-bola eny anivon'ny Fitsarana ara-bola.

โœ”๏ธ Io no nambaran'ny Fitsarana ara-bola raha nanao ny tatitra mikasika ny fampiasam-bolambahoaka taona 2023-2024 ny Fitsarana eto Toliara izay natrehan'ireo manamboninahitra notarihan'ny Prefen'i Toliara RATOVELO Aubin Thierry sy ny Governoran'ny Faritra Anosy sy Atsimo Andrefana ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

โš ๏ธ Anisan'ny lohahevitra nanaovana tamberin'andraikitra ny fitsirihina mikasika ny olan'ny omby, ny jono, ny vatsim-pianarana, ny famokarana herin'aratra (JIRAMA) teo amin'ny tambanjotra iraisan'Antananarivo.

๐Ÿ‘‰ Izany no natao arakin'ny takian'ny lalร na 2003/036 sy ho fampahafantarana ny vahoaka ireo zava-misy amin'ny fitantanana sy fampiasana ny volambahoaka.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌNy Faritra Anosy no handray ny fotoam-pitsarana ho fanambarana ampahi-bemaso ireo fitsirihana ny fampiasam-bola mbahoaka ataon'ny Fitsarana ara-bola manaraka.





ยฉ๏ธ PrรฉfectPrรฉfecture de Toliara officiel

Address

Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JSMada - Journal du Sud de Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share