
23/06/2025
Tsy diso anjara ny Renivohitry ny Masoandro fa isany nahazo Marim-Pankasitrahana ihany koa i Derskin ka nandray ilay sertifikà "Kings & Queens" tetsy amin'ny Havoria, Anosy, ny Alahady 22 Jiona 2025.
Ho fanamarihana ireo vita ho an'ny Kolotsaina Hip Hop teto Madagasikara .