26/09/2025
COUVRE FEU
Raràna ny fivezivezena amin'ny alina eto an-tampon-tanànan'i Toliara izay manomboka amin'ny 7 ora alina ka hatramy 5 ora maraina manomboka ny zoma 26 septambra ary mandra-piverin'ny filaminana tanteraka;