Feo Kanto Masina

  • Home
  • Feo Kanto Masina

Feo Kanto Masina Divertissement

20/04/2025
13/10/2024

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Mercia Adr

🤝 Arahabaina fa nahazo tokantrano ary Mirary ny soa ho anareo roa kely ny mpikambana rehetra  🥰 🥰 🥰 !!! ❤️ 🍾🥂
28/09/2024

🤝 Arahabaina fa nahazo tokantrano ary Mirary ny soa ho anareo roa kely ny mpikambana rehetra 🥰 🥰 🥰 !!! ❤️ 🍾🥂

29/08/2024

Finaritra indrindra tompoko,

📓 Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian'i Jesoa Kristy Tompontsika,
— Galatiana 6 : 14

📓 Misaotra an'i Kristy Jesoa Tompontsika aho, Izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin'ny fanompoana,
— I Timoty 1 : 12

➡️ Faly izahay mahampafantatra ny zanaky ny fiangonana ⛪ FMTA Anganomasina Fitiavana, fa ny 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟎𝟏 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟒 ho avy izao no ho tontosaina ny alahadin'ny mpitandrina eto an-toerana.

➡️ Manentana antsika rehetra ho tonga hiombom-po, hanome Voninahitra an'Andriamanitra, @
🕝 𝟗 𝐨𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 no manomboka ny fanompoam-pivavahana ary misy 🍚 𝗦𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 atoandro ho zaraina 𝟱.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿.

Ko manantena ny fahatongavantsika maro 😊

Manonona hatrany ny fiadanan'ny Tompo ho aminao sy ny ankohonanao 🙏

Tohano ny tanora Tia mitory ny filazantsara
25/12/2023

Tohano ny tanora Tia mitory ny filazantsara

Address

FMTA Anganomasina

101

Telephone

+261344322470

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feo Kanto Masina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Feo Kanto Masina:

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share