Twelve Celebrity

Twelve Celebrity Am-pitiavana hatrany
Ndriana Ranto

Amin'ny maha Malagasy ahy, dia tsy hay hadinoina fa ny fanabeazana sy ny fahalalana no anisan'ny antoky ny fandrosoana ho an'ny tsirairay sy ho an'ny firenentsika amin’ny ankapobeny.

🚀 Top 12 des SMS allemands : facile, rapide et pratique
21/08/2025

🚀 Top 12 des SMS allemands : facile, rapide et pratique

19/08/2025

🇩🇪🇩🇪🇩🇪Ity fomba fiteny ity tsara hay tsianjery hanatsarana ny fomba fiteny allemand.Ataovy ny "défi" hoanao !
Am-pitiavana hatrany
Ndriana_Ranto

11/08/2025

cc hoan'izay mianatra allemand rehetra !
Mirary soa antsika rehetra!

10/08/2025

🇩🇪
Rehefa diso fanononana dia mivadika tanteraka ny resaka🤣🤣
Mirary soa antsika rehetra
Ndriana_Ranto&Sebastian

04/08/2025

🇩🇪🇩🇪🇩🇪Vao vita eto ity video ity dia mahay allemand ianao,
Tandremo!! Tsy hoe rehefa "Wagen" dia "Fiara " foana
Tsy maintsy zaraiko aminareo ity fa efa betsaka ny olona voafitaka tamin'izy ty!
Am-pitiavana hatrany
Ndriana_Ranto

27/07/2025

🇩🇪🇩🇪🇩🇪Vao vita eto ity video ity dia hainao miteny an'ireto fiteny ireto : "mety ahafinaritra raha..."
Am-pitiavana hatrany
Ndriana _Ranto

🎉 Félicitations à la lauréate de la ZAP Ankaraobato au BEPC 2025 !Un grand bravo à Rianah pour son parcours remarquable ...
23/07/2025

🎉 Félicitations à la lauréate de la ZAP Ankaraobato au BEPC 2025 !
Un grand bravo à Rianah pour son parcours remarquable et à toute l’équipe de For Twelve School pour leur accompagnement.
C’est une belle inspiration pour tous les jeunes qui visent l’excellence. 👏📚✨

21/07/2025

🇩🇪🇩🇪🇩🇪Ilay ianao te ho tezitra mafy iny, nefa tsy maintsy amin'ny teny allemand 😆
Hainao zany rehefa vita ity video ity
Inona no dikan'ny hoe "koa raha tsy inona ko ...! "
Am-pitiavana hatrany
Ndriana_Ranto&Co

🎓For Twelve School!Nous sommes heureux de vous annoncer que nos élèves au BEPC ont obtenu la 1ère et la 2ème place dans ...
19/07/2025

🎓For Twelve School!
Nous sommes heureux de vous annoncer que nos élèves au BEPC ont obtenu la 1ère et la 2ème place dans la ZAP Akaraobato !
🌟 Continuons à viser l’excellence !

16/07/2025

🇩🇪🇩🇪🇩🇪Am-pitiavana hatrany no hanomezako anareo ity video ity
Tsy ho diso fanonona intsony ianao rehefa vita ity Video ity
Ndrian Ranto
Am_pitiavana_hatrany
Twelve Celebrity

Toy izao no hanaovantsika ny allemand
08/07/2025

Toy izao no hanaovantsika ny allemand

08/07/2025

🇩🇪🇩🇪🇩🇪Dialogue hoan'ny mpianakavy/mpinamana
Na dia mbola tsy mahay teny allemand mihitsy aza ianao
Am-pitiavana hatrany
Ndriana_Ranto

Address

Malaza
Antananarivo
102

Telephone

+261388099226

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Twelve Celebrity posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share