Chasse-info

Chasse-info Page d'actualité et de culture L'information dans tous ses états

🎼Cousin sy cousine 🎶Hitako ianao nampiaraka, lazainao fa cousineCousine ve cousine, mifampitantana teny amin’ny villeCop...
25/07/2025

🎼Cousin sy cousine 🎶

Hitako ianao nampiaraka, lazainao fa cousine
Cousine ve cousine, mifampitantana teny amin’ny ville
Copine sa cousine, cousine ve
Eny e, e dia bisous amin’ny molotra avy eo
Eny e, e toa misakambina be

Hitako ianao nampiaraka, lazainao fa cousin
Oh! cousin a hoe cousin, mandeha anaty coin
Cousin ve sa copain, copain copain
Eny e, e toa la mode aty amin’ny ville
Raha vao tratra, cousin a hoe cousine a!

Ty be fikafika, sa jamba tsy mahita
Ka tsy mahalala hoe cousin
Tsy mahalala hoe cousine
’Zaho ve nandranandra, sa nandra tena nandra
Ka tsy mahalala izany e (2)
’Zaho ve zaza alika, sa vendrana no fika
Ka ampiesoninao doria ô!

Hitako ianao nampiaraka...

🎙️Tempo Gaigy (album Ramose tatanta)

💡 À Madagascar, le paiement des factures se digitaliseÉlectricité, abonnements, médicaments, courses du quotidien… de pl...
25/07/2025

💡 À Madagascar, le paiement des factures se digitalise

Électricité, abonnements, médicaments, courses du quotidien… de plus en plus de Malagasy utilisent leur téléphone pour régler ces dépenses sans se déplacer. MVola, l’un des services les plus répandus, permet aujourd’hui d’effectuer ces paiements en quelques clics, directement depuis chez soi.

Cette tendance ne se limite plus au secteur privé, un partenariat avec la Direction Générale du Trésor a été initié. Plusieurs paiements non fiscaux peuvent désormais être réglés en ligne. Les cotisations sociales à la CNaPS aussi peuvent être payées via MVola ou l'application mobile dédiée.

🎯 Objectif : faciliter la vie des citoyens et rendre les démarches administratives plus accessibles, en réduisant les files d’attente et les déplacements inutiles.

25/07/2025

Toy izao ilay fanazavana : ny cousine-ny tompon'ny fety no nanao ny sakafo, izy io nefa manana lonilony amin'ny cousine-ny hafa izay nanatrika tao niaraka tamin'ny vadiny. Izy roa ireto no nokendrena, ary maty tokoa, kanjo olona maro no indray voa niaraka taminy😱. 👇🏻

📌 Nahatratra hatramin'ny 110 000 000 ar ny vola lanin'ny fanjakana tamin'ny fandraisana an-tanana fitsaboana ireo marary...
25/07/2025

📌 Nahatratra hatramin'ny 110 000 000 ar ny vola lanin'ny fanjakana tamin'ny fandraisana an-tanana fitsaboana ireo marary tratry ny fahapoizinana sy ny fanapoizinana ara-tsakafo nanerana ny Nosy.

Izay niala vola am-paosy nefa tafiditra tanatin'ireo marary tratran'izany dia entina eny amin'ny hopitaly ny ticket nandoavana izany fa honerana, hoy ny minisitry ny Fahasalamambahoaka.

😱 ⛔ Tandremo ity maimay alaina sary atao modèle photo ity ee ! Be ny mpisoloky.VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ILAY LEHIL...
25/07/2025

😱 ⛔ Tandremo ity maimay alaina sary atao modèle photo ity ee ! Be ny mpisoloky.

VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ILAY LEHILAHY 34 taona MPAMITAKA VEHIVAVY AO ANATY FACEBOOK HO MITADY “MODEL PHOTO”, AMPANAOVINY HORONANTSARY MAMOAFADY IREO VEHIVAVY ARY AOLANY AVY EO, HATRAMINA ZAZA VAVY KELY TSY AMPY TAONA NO EFA LASIBATRA TAMIN’IZANY.

Manao ranty amin’ny Facebook izy, milaza fa mitady vehivavy tanora, hanao dokam-barotra ary karamaina hatramin’ny 2 tapitrisa ariary. Rehefa tonga anefa ilay vehivavy dia alainy sary manao fihetsika mamoafady sy mampiasa fitaovana samihafa mifandraika amin’izay ; mbola tereny hanao firaisana ara-nofo aminy ihany koa aorian’izay.

⏩Betsaka ireo vehivavy no efa lasibatra tamin’ity asa mamofady ity saingy tsy sahy mitoroka noho ny fandrahonana ho famoahana ireo horonan-tsary mamoafady ataon’io lehilahy io. Tsy nanaiky lembenana kosa ny renin’ity zazavavy 14 taona izay lasibatra ka nitory.

✅Ny 19 Jolay 2025 izy no voasambotra teny Antsahavola. Natolotra ny fampanoavana ny Alarobia 23 Jolay 2025 ary nidoboka any Tsiafahy.

Polisim-pirenena Malagasy

❌❌❌ Tandremo ary ireto zava-maniry ireto fa samy  mampidi-doza mety mahafaty 😱😰
24/07/2025

❌❌❌ Tandremo ary ireto zava-maniry ireto fa samy mampidi-doza mety mahafaty 😱😰

24/07/2025

Singa mahery vaika nanapoizinana olona teny Ambohimalaza
zava-maniry 2 : datura sy belladone. 😰😱

24/07/2025

Voamarina fa botulisme ny tranga tany . Mortadelle ratsy tahiry niala avy any Toamasina no natao tanaty salade de pâtes sy macédoine.

🔴 Raharaha anniversaire Ambohimalaza : Nisy olona tena niaiky fa nanapoizina noho NY VALIFATY NO ANTONY, hoy ny tonian'n...
24/07/2025

🔴 Raharaha anniversaire Ambohimalaza : Nisy olona tena niaiky fa nanapoizina noho NY VALIFATY NO ANTONY, hoy ny tonian'ny Fampanoavana. Tsy navelany nihinana ny zanany ary nitondra nody izy fa nariany tany an-joridira. Ny tsy nampoiziny dia hoe : olona 1 sy 2 no nokendreny kanjo olona 32 no indray maty.

Disadisa sy lonilony eo amin'ny samy fianakaviana no fototra.

Tsy mbola afaka hatao fanadihadiana lalina ny tompom-pety satria tsy mbola salama ary tsy hahazaka famotorana adiny 3. Tsy misy izany resaka nahazo visa na dia nanana pasipaoro aza ilay tompom-pety

Ny sazy miandry ireo olona dia ny mafy indrindra dia sazy an-terivozona mandrapahafaty ka tsy azo hatao an-kamehana ny famotorana.

Rédaction Chasse-info

24/07/2025

Hitanay eto sahady hoe : mety hisy film vaovao hiainga amin'alalan'ity tantara tena nisy ity 🫣.

🔴 Pr Zely Andriamanantany : Tsy mbola nisy pâtisserie nahatonga botulisme izany. Avy amin'ny charcuterie sy sakafo ambif...
24/07/2025

🔴 Pr Zely Andriamanantany : Tsy mbola nisy pâtisserie nahatonga botulisme izany. Avy amin'ny charcuterie sy sakafo ambifotsy (conserve) no tena mahatonga ny botulisme.

👉🏻 Ny botulisme tsy mahatonga fahasimban'ny aty, voa ary ny fo.

👉🏻 4 ny laboratoara nandefasana ny singa : 2 teto Madagasikara, 1 tany Maurice, 1 tany France dia ny Institut médico-légal de Strasbourg efa nisy 200 taona izay manana fahaiza-manao amin'ny resaka toxicologie. Tsy mahita botulisme io laboratoara io, marina mihitsy izany, satria vao niainga io dia fantatra fa tsy botulisme fa .

Rédaction Chasse-info

Épreuve de français au Baccalauréat 2025 : "Le métier d'au-pair"📷 Valisoa
24/07/2025

Épreuve de français au Baccalauréat 2025 : "Le métier d'au-pair"

📷 Valisoa

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chasse-info posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chasse-info:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share