Commune Urbaine de Toliara

  • Home
  • Commune Urbaine de Toliara

Commune Urbaine de Toliara Toliarako * Toliaranao * Toliaran-tsika

Assemblée Générale de l'AVCOITsy diso anjara amin'ny fivoriambe ny AVCOI ny Kaominina Ambonivohitry Toliara.       TOLIA...
09/07/2025

Assemblée Générale de l'AVCOI
Tsy diso anjara amin'ny fivoriambe ny AVCOI ny Kaominina Ambonivohitry Toliara.


TOLIARAKO, TOLIARANAO, TOLIARAN-TSIKA

Commune Urbaine de Toliara Rabehaja Jean Ofisialy Jacques Élie Lamarre Tsihoaia Ravelosoa Perkins Mijoro Amin Fahamarinana

08/07/2025

RENCONTRE ANNUELLE DE 𝐋'𝐀𝐒𝐎𝐂𝐈𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐄𝐒 𝐕𝐈𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐄𝐓 𝐂𝐎𝐋𝐋𝐄𝐂𝐓𝐈𝐕𝐈𝐓𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋'𝐎𝐂𝐄𝐀𝐍 𝐈𝐍𝐃𝐈𝐄𝐍

CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo Commune Urbaine de Toliara Kaominina Ambonivohitry Toliara

08/07/2025

RENCONTRE ANNUELLE DE 𝐋'𝐀𝐒𝐎𝐂𝐈𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐄𝐒 𝐕𝐈𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐄𝐓 𝐂𝐎𝐋𝐋𝐄𝐂𝐓𝐈𝐕𝐈𝐓𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋'𝐎𝐂𝐄𝐀𝐍 𝐈𝐍𝐃𝐈𝐄𝐍.

Commune Urbaine de Toliara CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo Kaominina Ambonivohitry Toliara

FANDAMINANA NY TSENA BEVALAVO,Hafindra ao amin'ny tsena   ireo mpivarotra rehetra izay mampiasa ny "trottoir" ka manemba...
07/07/2025

FANDAMINANA NY TSENA BEVALAVO,
Hafindra ao amin'ny tsena ireo mpivarotra rehetra izay mampiasa ny "trottoir" ka manembatsembana ny fifamoivoizana amin'iny lalan'ny SCAMA iny.

TOLIARAKO, TOLIARANAO, TOLIARAN-TSIKA

Commune Urbaine de Toliara Kaominina Ambonivohitry Toliara Rabehaja Jean Ofisialy Jacques Élie Lamarre Tsihoaia Ravelosoa Perkins Mijoro Amin Fahamarinana

05/07/2025

FANDAMINANA NY TSENA SY NY FAMPIASANA TROTTOIR

FITSIDIHANA ARA-POMBA-PANAJANANanatanteraka fitsidihana ara-pomba-panajana ny Ben'ny Tanànan'i Toliara Atoa Rabehaja Jea...
03/07/2025

FITSIDIHANA ARA-POMBA-PANAJANA
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba-panajana ny Ben'ny Tanànan'i Toliara Atoa Rabehaja Jean ny fianakaviamben'ny Polisim-pirenena ato amin'ny Faritra Atsimo Andrefana, hitondra ny anjara birikiny amin'ny fampandrosoana ny Tanànan'i Toliara.
Teboka telo lehibe no voaresaka nandritra ny fihaonan'ny roa tonta dia ny fandaminana ny fifamoivoizana, ny tsena lehibe ary ny fitandroana ny fahadiovan'ny Tanàna iaraha manana.
TOLIARAKO, TOLIARANAO, TOLIARAN-TSIKA

Commune Urbaine de Toliara Kaominina Ambonivohitry Toliara Rabehaja Jean Ofisialy Jacques Élie Lamarre Tsihoaia Ravelosoa Perkins Mijoro Amin Fahamarinana fans

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀,Hisy fanatsarana ny tolotra omena ny mpanjfa ao amin'ny Lapan'ny Tananan'i ...
01/07/2025

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀,
Hisy fanatsarana ny tolotra omena ny mpanjfa ao amin'ny Lapan'ny Tananan'i Toliara, indrindra fa ny fampiakarana ny kalitaon'ny servisy.
Hohamarinina ny taratasy mari-pankasitrahana na diplaoma miaraka amin'ny sampana manome an'izany mba hialana amin'ireo diplaoma hosoka.
Ampy soamantsara ho an'ny fitantanana ny Tananan'i Toliara ny isan'ny mpiasa araka ny nambaran'ny Ben'ny Tanana Rabehaja Jean saingy hisy ny fandaminana anatiny.

Commune Urbaine de Toliara Kaominina Ambonivohitry Toliara Rabehaja Jean Ofisialy Jacques Élie Lamarre Tsihoaia Ravelosoa Perkins Mijoro Amin Fahamarinana fans

CSVD Iaboriha: azo atao tsara ny manodina ireo fako,Araka ny fifanaraham-piaraha-miasa misy eo amin'ny Kaominina Amboniv...
01/07/2025

CSVD Iaboriha: azo atao tsara ny manodina ireo fako,
Araka ny fifanaraham-piaraha-miasa misy eo amin'ny Kaominina Ambonivohitry Toliara sy ny WHH Madagascar - Welthungerhilfe dia tokony tsy hisy fako ariana amina toeran-kafa ankoatra io CSVD io.
Hisy ny fandaminana vaovao hiarahan'ny roa tonta mba hifezana ny fako sy hitandroana ny fahadiovan'ny Tanànan'i Toliara.
TOLIARAKO, TOLIARANAO, TOLIARAN-TSIKA

Commune Urbaine de Toliara Rabehaja Jean Ofisialy Jacques Élie Lamarre Tsihoaia Ravelosoa Perkins Mijoro Amin Fahamarinana fans

01/07/2025

Centre de Stockage et de Valorisation des Déchets (CSVD),
Hijery ny fomba hampandehanana ny CSVD eny Iaboriha ny Kaominina Ambonivohitry Toliara miaraka amin'ny WHH Madagascar - Welthungerhilfe .

Commune Urbaine de Toliara Rabehaja Jean Ofisialy Jacques Élie Lamarre Tsihoaia Ravelosoa Perkins Mijoro Amin Fahamarinana fans

ASA FAMPANDROSOANAMila miezaka ny tsirairay amin'ny fanatsarana ny asa sahaniny hoy Ben'ny Tanànan'i Toliara, Atoa Rabeh...
01/07/2025

ASA FAMPANDROSOANA
Mila miezaka ny tsirairay amin'ny fanatsarana ny asa sahaniny hoy Ben'ny Tanànan'i Toliara, Atoa Rabehaja Jean. Nambarany ihany koa taorian'ny fananganan-tsaina omaly fa tsy hilefitra ny tenany amin'ny resaka kolikoly izay mamotika ny fitantanana eo anivon'ny Kaominina Ambonivohitry Toliara .
TOLIARAKO, TOLIARANAO, TOLIARAN-TSIKA

Commune Urbaine de Toliara Rabehaja Jean Ofisialy Jacques Élie Lamarre Tsihoaia Ravelosoa Perkins Mijoro Amin Fahamarinana fans

30/06/2025

Pharmacie de garde:
FIHERENA Tsianaloka
Tel: 032 24 524 57

Address


Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:30 - 18:00
Tuesday 08:00 - 12:00
14:30 - 18:00
Wednesday 08:00 - 12:00
14:30 - 18:00
Thursday 08:00 - 12:00
14:30 - 18:00
Friday 08:00 - 12:00
14:30 - 18:00

Telephone

+261 32 04 828 20

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commune Urbaine de Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Commune Urbaine de Toliara:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Opening Hours
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share