102 RTA Tamatave

  • Home
  • 102 RTA Tamatave

102 RTA Tamatave radiortatamatave.radiostream321.com mihainoa n'aiza n'aiza na amin'ny firy na amin'ny firy! Station Radio RTA 102 Fm

FISAORANA
29/02/2024

FISAORANA

🕊🕊🕊 Misaona ny fianakaviamben'ny RTA :🕊 Namoy namana mpiara miasa   izay nindaosin'ny fahafatesana omaly alatsinainy. I ...
27/02/2024

🕊🕊🕊 Misaona ny fianakaviamben'ny RTA :

🕊 Namoy namana mpiara miasa izay nindaosin'ny fahafatesana omaly alatsinainy. I Jacky Randrianirina, tomponandraikitra ato amin'ny .

🕊 Mirary fiononana feno sy mankahery ny vady aman-janany ny ekipan'ny RTA iray manontolo.
Mandria am-piadanana Jacky

Mirary farany erinandro finaritra ho antsika rehetra 😊Sary: Pharmacie soavina
21/01/2024

Mirary farany erinandro finaritra ho antsika rehetra 😊

Sary: Pharmacie soavina

FISAORANA :Miarahaba tompoko,-Voalohany indrindra dia misaotra ny fianakavian'i namana JACKY nanaiky ny nanaovana iny té...
15/01/2024

FISAORANA :
Miarahaba tompoko,
-Voalohany indrindra dia misaotra ny fianakavian'i namana JACKY nanaiky ny nanaovana iny téléthon t@ faran'ny herinandro iny.
-Hisaorana Andriamatoa Préfetn'i Toamasina nanome alalana,
-Ramatoa Talen'ny CRJS nanome ny toerana.
-Ny CENI (Mr Lahatra) t@ Urne
-Mr Gaston Viva nanome Sonorisation maimaimpoana.
-Ny GMM sy ny ekipan'ny RTA Tamatave ary ny mpankafy.
-Mr John (Johan Mobile)
-Indrindra fa ianareo rehetra tonga nanome izay voatsirambin'ny tanana t@ Iny hetsika iny.
-Ianareo rehetra nandefa t@ mobile money na teto Toamasina na erak'i Madagasikara hatrany ivelany.
-Ianareo nizara ny Publication, ireo nijery sy nanao reaction fotsiny.
-Ianareo mpitrotro am-bavaka.

Nahangona : 735.000Ar izahay koa Mankasitraka tompoko. Ny transfert na envoi tsy ananay tatitra fa satria mivantana any fa ny naterintsika ireo.

Raha Mbola misy manana fahafahana Dia Azo alefa amin'ireto laharana Ireto foana.
- 034 83 696 54 ( Raharivololona Patricia)
- 032 66 872 19
( Rasoloarifetra Nomentsoa Rado)

Mankasitraka ary Samia Salama aby ary koa mirary fahasalamana feno ho an'i namana Jacky.

Bonsoir daholo,Misaotra anareo izay Tonga androany nanatitra izay voatsirambin'ny tanana, tao ny tsy tonga fa nandefa mo...
13/01/2024

Bonsoir daholo,
Misaotra anareo izay Tonga androany nanatitra izay voatsirambin'ny tanana, tao ny tsy tonga fa nandefa mobile money.
Araka ny fangatahan'ireo namana maromaro tsisy FOTOANA androany dia tohizana rahampitso ilay TOLO-TANANA eo @ crjs maraina 09:00 hatramin'ny 05ora harivariva eo.

Mankasitraka mankatelina
Manantena ny fatongavatsika maro rapitso

Misaotra Ho an'ny mpitondra ambavaka,misaotra nizara post ary misaotra ny MPANAO réaction fotsiny koa 🙏

ANDROANY ASABOTSY ETO AMIN'NY CRJS TÉLÉTHON / TOLO-TANANA ho an'i JACKY (ekipa/journaliste rta radio Tamatave)Araka ny v...
13/01/2024

ANDROANY ASABOTSY ETO AMIN'NY CRJS

TÉLÉTHON / TOLO-TANANA ho an'i JACKY (ekipa/journaliste rta radio Tamatave)
Araka ny vaovao avy amin'ny fianakaviany dia marary mafy efa nandritry ny fotoana ela i namana Jacky,
noho ny eo ampelatanana efa tsy mahatosika intsony @ fitsaboana dia mikarakara TÉLÉTHON izahay namany, mpankafy rta Tamatave, sy ny ekipa entina hanampiana @ fikarakarana.

anio sabotsy 13 Janoary eo @ CRJS ny fotoana manomboka @ 8ora maraina hatramin'ny 17:30.
Ho an'izay tsy afaka hanatitra izay foiny na koa ivelan'i Tamatave dia ireto ny laharan'ny fianakaviana ahafahanareo mandefa izay vitanareo:
- 034 83 696 54 ( Raharivololona Patricia)
- 032 66 872 19
( Rasoloarifetra Nomentsoa Rado)

'Ndao hifanampy fa ny voin-kava mahatratra ary ny firaisan-kina no hery satria tsisy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy.

misaotra tompoko.
(partage maximum)

TÉLÉTHON / TOLO-TANANA ho an'i JACKY (ekipa/journaliste rta radio Tamatave)Araka ny vaovao avy amin'ny fianakaviany dia ...
10/01/2024

TÉLÉTHON / TOLO-TANANA ho an'i JACKY (ekipa/journaliste rta radio Tamatave)
Araka ny vaovao avy amin'ny fianakaviany dia marary mafy efa nandritry ny fotoana ela i namana Jacky,
noho ny eo ampelatanana efa tsy mahatosika intsony @ fitsaboana dia mikarakara TÉLÉTHON izahay namany, mpankafy rta Tamatave, sy ny ekipa entina hanampiana @ fikarakarana.

sabotsy 13 Janoary eo @ CRJS ny fotoana manomboka @ 8ora maraina hatramin'ny 17:30.
Ho an'izay tsy afaka hanatitra izay foiny na koa ivelan'i Tamatave dia ireto ny laharan'ny fianakaviana ahafahanareo mandefa izay vitanareo:
- 034 83 696 54 ( Raharivololona Patricia)
- 032 66 872 19
( Rasoloarifetra Nomentsoa Rado)

'Ndao hifanampy fa ny voin-kava mahatratra ary ny firaisan-kina no hery satria tsisy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy.

misaotra tompoko.
(partage maximum)

🇲🇬🙏Tombotsoa azo avy amin'ny SOFLERA na "Chou fleur"- Mitondra VITAMINE C- Mitondra VITAMINE B, manganèse ary sélénium.-...
03/10/2023

🇲🇬🙏Tombotsoa azo avy amin'ny SOFLERA na "Chou fleur"

- Mitondra VITAMINE C
- Mitondra VITAMINE B, manganèse ary sélénium.
- Manamafy ny otrikaina fiarovana
- manankarena "fibres " ary misoroka ny fitohanana.
- manampy amin ny fanenana vatana
- manadio ny aty
-...
Ary mety hampalaza anao ihany koa.

©Malagasy ve ianao

ZOMA FARAN'NY VOLANA AFTER WORK MIX 18H à 19H30 RAIKITRA ARY EE !!!
29/09/2023

ZOMA FARAN'NY VOLANA

AFTER WORK MIX

18H à 19H30

RAIKITRA ARY EE !!!


ZOMA MAFINARITRA ETO AMIN'NY RTANdao andahatra hira 'ndray ary eAtaovy eo amin'ny commentaire ny hira tianao andravana n...
10/08/2023

ZOMA MAFINARITRA ETO AMIN'NY RTA

Ndao andahatra hira 'ndray ary e

Ataovy eo amin'ny commentaire ny hira tianao andravana ny farany erinandro mba iarahana mankafy amizao Zoma mafinaritra izao e


Akory eMbola ao daholy ve ? Ela ela 'zay no tsy nisy fangatan-kira teto e 'Ndao amizay ary andahatra hira milay e Ataovy...
04/08/2023

Akory e

Mbola ao daholy ve ?

Ela ela 'zay no tsy nisy fangatan-kira teto e
'Ndao amizay ary andahatra hira milay e

Ataovy eo amin'ny commentaire ny hira ankafizinao ary fa ho alefa eto rapitso sabotsy manomboka amin'ny 07 ora maraina.

Mirary farany erinandro ho antsika rehetra



PHARMACIE DE GARDE 22 juillet 2023 au 29 juillet 2023Bon weekend
22/07/2023

PHARMACIE DE GARDE

22 juillet 2023 au 29 juillet 2023

Bon weekend

PHARMACIE DU GARDE15 juillet 2023 - 22 juillet 2023Bon weekend
15/07/2023

PHARMACIE DU GARDE

15 juillet 2023 - 22 juillet 2023

Bon weekend

Address


Telephone

+261347110200

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 102 RTA Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 102 RTA Tamatave:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share