Team Gao

Team Gao • Label-Gao-Mijaka-321city🗣️
WhatsApp : +261 38 55 080 94 - 038 87 342 55

🚨❌⁉️Tsara ho fatantra fa mbola tsy misy Artiste vita "Acceptation" tompoko ao anaty label Team Gao. Mbola andalana manao...
22/05/2026

🚨❌⁉️Tsara ho fatantra fa mbola tsy misy Artiste vita "Acceptation" tompoko ao anaty label Team Gao. Mbola andalana manao fifaninana ireo piadina tompoko ilay label amizao fa lazaina fomba ofisialy eto ihany ireo mpikambana vita "Accepté"amin'izany🚫❗

🚨🚧Ambara eto fa ny Team Gao  dia mandray rehetra izahay ary ny tanjona foana no cible anahy antreto dia ny anome perform...
20/05/2026

🚨🚧Ambara eto fa ny Team Gao dia mandray rehetra izahay ary ny tanjona foana no cible anahy antreto dia ny anome performance ambony kokoa izay Artiste avy eto Manakara/ Vohipeno a sy Sud-est🎶.
Ny AL.D PRØD sy LABEL GAO MIZAKA dia misy fiaraha-miasa momba mozika izay🤝. [ ] .Ambara koa fa confirmer ao anaty Label•gao•Mizaka🗣️ I Artiste MEC NOIR 316 et Hr.WALTER 🎙️🎵

16/05/2026

Team Gao is Prepared🗣️🤗🎶

💼TEAM•GAO🗣️🚧🚨Label Team Gao dia musique production fikambanana na entreprise mikarakara sy manohana artiste eto Manakara...
13/05/2026

💼TEAM•GAO🗣️

🚧🚨Label Team Gao dia musique production fikambanana na entreprise mikarakara sy manohana artiste eto Manakara/ Vohipeno amin’ny sehatry ny mozika. Manao production audio sy vidéo, prise vocal, instrumental, mixage, mastering, clips vidéo, promotion ary gestion artistique izy mba hampandroso ny talenta sy hampiakatra ny kalitaon’ny asa mozika avy eto an-toerana🎶🎙️🎥🔥

🎙️📺LABEL RECRUTE LIVE 321🔥🚧🚨Fifaninanana mozika ho an’ireo artist Manakara/ Vohipeno et SUD-EST  manana talenta ka te hi...
10/05/2026

🎙️📺LABEL RECRUTE LIVE 321🔥

🚧🚨Fifaninanana mozika ho an’ireo artist Manakara/ Vohipeno et SUD-EST manana talenta ka te hiditra anaty label professionnel. Asehoy ny feonao, ny style-nao ary ny talentanao amin’ny performance tokana. Fahafahana hampalaza ny talentanao sy hanombohana carrière artistique miaraka amin’ny équipe production Team Gao 🗣️
📌 FEPETRA FANDRAISANA ANJARA sur MP📩

🚧🚨 Akory aby zalahy e! Ity Team Gao  ity dia mikendry ny hanangana sy hampivelatra asa mozika matihanina ao Manakara/ Vo...
09/05/2026

🚧🚨 Akory aby zalahy e! Ity Team Gao ity dia mikendry ny hanangana sy hampivelatra asa mozika matihanina ao Manakara/ Vohipeno anatin’ny label iray izay efa manana Mardinô Andriamihaja Réalisateur 📺📽️📷sy Mickäel Al🎶🎙️ za-draharaha. Ny tanjona lehibe dia ny hamokatra mozika manara-penitra sy mifanaraka amin’ny kalitao takian’ny tsena ankehitriny eo amin’ny sehatry ny mozika sy audiovisual.
$ud-€st🔥Abonné vous page namako🫂🙏

Address

RN12
Vohipeno Sud
321

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Team Gao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share