Malagasy Mom in PH

Directions

Malagasy Mom in PH From Madagascar to the Philippines 🇲🇬🇵🇭
Exploring life one bite, one stroll, one story at a time.
(1)

A journey of flavors, culture, and little everyday adventures ✨

25/09/2026

Salama daholy! Mabuhay!

☕️💌 The Note Coffee, Hanoi 🇻🇳

Toerana tena miavaka ity café ity satria feno “notes” kely nosoratan’ny olona avy amin’ny lafivalon’izao tontolo izao. 🌍

Mazava ho azy fa tsy maintsy namela ny ahy ihany koa aho ho fahatsiarovana. 📝



©️Malagasy Mom in PH

Salama daholy! Mabuhay!
18/09/2026

Salama daholy! Mabuhay!

05/09/2026

Manga misy maso 👀🙈😸

Mangos with eyes 👀🙈😸

Malagasy Mom in PH

05/09/2026

Arivariva aty antanin'olona 🌃

Mbola repotra kely aminy asa dia tsy tafanao voice over fa aleo isika miaraka mahita, samy mijerijery eto sy mampiteny anlay video 😊

Malagasy Mom in PH

02/09/2026

Tsy maresaka ny fety ra tsy misy afomanga hono🎆🎇😄

Samy miara mijery eto isika, aminy 9:30 alina aty izao, nanomboka taminy 9 alina ilay fanapohana afomanga 🎆

Samy nahita afomanga sy 26 juin vietnamien daholy isika zany zao 🤭🤣🤣🤣

Salama daholy! Mabuhay!Arabaina tratry ny SEPTEM-BER daholy oo!! 🎄 Tonga indray ilay “BER” months! 🎄🎅🇵🇭Raha vao tonga ny...
01/09/2026

Salama daholy! Mabuhay!

Arabaina tratry ny SEPTEM-BER daholy oo!!

🎄 Tonga indray ilay “BER” months! 🎄🎅🇵🇭

Raha vao tonga ny 1er Septembre, dia manomboka miditra amin’ny Christmas spirit ny Philippines. 🎄

Izany oe efa manomboka ny fanisana andro alohany itongavany krisimasy ary manomboka ihany koa ny fanaingona na fanaovana decoration krisimasy.

Tsy mahagaga raha efa mahita décorations Noël sahady, na koa maheno hira ny krismasy maneraka ny tanana sy ny tokatrano, ary tsy adino ihany koa ireo fihenam-bidy maneraka ny Mall na centre commercial rehetra.😊



Malagasy Mom in PH

Address

Fort Santiago Intramuros Manila
Manila
1002

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy Mom in PH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share