LADEN Beatz

LADEN Beatz FB pers : Dida
Whatsapp : +261 34 66 551 97
Adresse Mail : [email protected]

27/08/2026
22/07/2026

⛔⛔REMAKE VOALOHANY⛔⛔
Ireo son voalohany nianarako nanaovana remake tamin'izany andro izany. 😌
Haiko ilay fanontaniana !!! omeo vady ary ah e 😂😂

2008 sa 2009 tany ho any aho no nanomboka ni-trav beat, 18,2 &,3 ary Samantha & kaya foana dia X-crew no fihainoko tamin'izany sy talohan'izany, azo lazaina hoe kely dia efa nihaino rap aho.
Fa mbola tsy namokatra fa nanao brouillon teny foana.. nanomboka nanadrana nametraka niaraka t@ niakàma t@ Nambinintsoa Nate & Tsinjoniaina Rameyjo / Boly Rast - Rova Raveloson.
Ary ny client tamin'izany dia izahay mpiakama mitondra akàma ihany. Taty aoriana dia nisy nanomboka maromaro na dia samy nahita aza fa ''casque micro'' no nampiasaina.. tamin'izany dia i : Joan Rak & EKLYPS & Epistolier no tonga sahy nanjifa.. tsy tadidiko daholo mo ilay son fa ilay ''Mama'' izay no noreveko be 💪. Remake no andrompianako après satria te ahafantatra ilay ''structure'' par gadona aho tamin'izany. R&B - Rap sns..
Impolo niova anarana ''Dadijay/ DjTax/ Tax Nantah/Dims/ Naty sound/ Laden Btz ny farany (efa hiova ndray ary ngamba io fa anao MAJ😂)''
Ny aton'ilay pub? Volana juillet ohatr'izao foana no nanombohako nanao zavatra dia mampatsiahy ahy.
Resaka Fitia & Diadem ko ary mino aho fa nitontona teo ho eo.


22/03/2026

Cifik - Overdose 💪

08/03/2026

🎧 Fitia– Projet

📥 Lien de téléchargement :
https://www.mediafire.com/file/udvfsf01sm5fd07/FITIA+-+TRIA-ART+2026.zip/file

Un petit projet avec des vibes "RAP/TRAP", parfois un peu "EGO", sauf la partie 5 qui est plus personnelle. Ce n’est pas un album ni un EP, juste un triage de sons qu’on a gardés depuis 2018.

Certains fans nous demandaient souvent où trouver ces morceaux, donc on a décidé de tout publier en même temps 🔥

Dans chaque vidéo a sa petite description.
1 - COLORIC
2 - GM
3 - HAFA NY TALOHA ft Track
4 - CASH
5 - TSISY NENINA

⚠️ Petite précision : seule la première vidéo n’est pas ma prod, j’ai juste fait quelques améliorations dessus.
A-C/M-M : LADEN Btz - Dida

12/02/2026

❤️ L’amour se raconte en musique…
Et cette histoire a trouvé sa mélodie.
⛔ ‼️
🎬 Mazoh & Danta – Avelao 🎶

🎙️ Artiste : Mazoh & Danta
📝 Titre : Avelao
🎛️ M/M : LADEN Beatz - LADEN Beatz - Track Music - Dida (olona 1 ireo 😂)
🎹࣪ Compositeur : Jurrivh‬
💍 Wedding : Ibraheem & Rouxana

▶️ À découvrir sur YouTube : https://youtu.be/FheUmwThRXM

#2026

31/12/2025

MANAOVA FETY SAMBATRA DIA SAMY HO TRATRIN'NY HO AVY DAHOLO 🍻
JANVIER MISY SURPRISE

12/12/2025

✨ REMIX BY LADEN BEATZ (Version BRAZILIAN)
🎵 Dee Hamishi. – TRY FOR FREE

YT ; https://youtu.be/vgxNlPAUf-Q

🔥 Découvrez-le maintenant et vibrez avec le son !

Address

кочновский 7
Moscow

Telephone

+261346655197

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LADEN Beatz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LADEN Beatz:

Shortcuts

Share

Category