Mada latest News

Mada  latest News Madalatest.News

Olivier grosjean, DG ny orinasa dirickx izay miasa amin'ny resaka "sécurité". mpidoroka co***ne gaigilahy sady isan'ireo...
18/09/2023

Olivier grosjean, DG ny orinasa dirickx izay miasa amin'ny resaka "sécurité". mpidoroka co***ne gaigilahy sady isan'ireo mpivarotra izany eto madagasikara.

Zavatra toy izao no tokony ho enjehina eto mafy fa tena manimba firenena. Efa nisy fitoriana natao eny amin'ny mpitandro ny filaminana ka miandry ny vokany.

Hira gasyTarika Razakason Fenoarivo
29/11/2021

Hira gasy

Tarika Razakason Fenoarivo

25/11/2021

MPIARO NY ZON'NY MPANJIFA HIDINA AN-DALAMBE FA TSY ZAKA NY VAHOKA INTSONY NY VIDIM-PIAINANA

ZAVA-KANTO : NAHAZO NY "MEDAILLE D'OR DES ARTS ET DE LA CULTURE INTERNATIONALE" I SHYN SY DENISE Nahazo ny « Médaille d’...
25/11/2021

ZAVA-KANTO : NAHAZO NY "MEDAILLE D'OR DES ARTS ET DE LA CULTURE INTERNATIONALE" I SHYN SY DENISE

Nahazo ny « Médaille d’Or des Arts et de la Culture Internationale » ny mpanakanto malagasy Shyn sy Denise.

Ny Comité International des Arts et de la Culture no nanolotra izany medaly volamena zany androany, ary tonga tany Toamasina mihitsy izay toerana fiavian'i Shyn sy Denise nanao ny lanonanana nampisalorana ity anaram-boninahitra goavana indrindra eran-tany ity.

Address

BB Blackburn
Ostroh
15000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada latest News posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share