06/18/2026
šŗšø My husband has to stay longer in the hospital than we expected because heās not stable enough to be sent home yet. So all I can do is pray, let go of my worries, and place everything in Godās hands because He knows.
Miahy and I miss him so much, but I know he is in great hands. His hospital care team is very compassionate and truly seems to have his best interest at heart.
This is also an encouragement for all of you who are facing hard things too.
š²š¬ Voatery mijanona maharitra kokoa any amin'ny hopitaly noho neritreretiko i Angel vadiko satria mbola tsy mihatsara ny toe-pahasalamany. Mivavaka ho azy no azoko atao ato dia mianatra tsy miahiahy no sady matoky hoe eo am-pelatanan'Andriamanitra ny zava-rehetra. HaiNy atao.
Malahelo mafy azy izahay mianaka ato fa haiko hoe voakarakara tsara izy any. Olona be fitiavana sy manana fo mihantra sy mikatsaka marina izay hahasoa azy ny ekipa any.
Entiko ankaherezana anareo izay mandalo fotoan-tsarotra ihany koa io teny eo ambany zaraiko io.
š· YouVersion