DEBA Manohana ny seha-piharian'ny olon-drehetra tsy ankanavaka ❤

Voalazan’lah daholo ny zavatra tiko ho tenenina. Mahery fo ny firenena elah. 💪💪💪💪💪
09/28/2025

Voalazan’lah daholo ny zavatra tiko ho tenenina.
Mahery fo ny firenena elah. 💪💪💪💪💪

09/27/2025
09/27/2025

Mafy ny mahazo ny vahoaka 💔💔💔

09/25/2025

Tsy ekena ny fandrobana ny fananan’ny olo-tsotra. Aiza ny mpitandro filaminana? Zao ny fotoana tokony hietsehanareo. Arovy ny vahoaka sy ny fananany araky ny teny filamatry nareo.

Ho an’i Fan an’i Marion rehetra 😍 20 Taona sahady zay! Aza adino ny mividy ny tapakila. ♥️'𝑳𝑨𝒀 𝑻𝑰𝑨 𝑨𝑵𝑨𝑶♥️𝟐𝟎 𝐚𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐬𝐜𝐞̀𝐧...
09/04/2025

Ho an’i Fan an’i Marion rehetra 😍 20 Taona sahady zay! Aza adino ny mividy ny tapakila.

♥️'𝑳𝑨𝒀 𝑻𝑰𝑨 𝑨𝑵𝑨𝑶♥️𝟐𝟎 𝐚𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐬𝐜𝐞̀𝐧𝐞 𝐌𝐚𝐫𝐢𝐨𝐧 💥RAIKITRA ITY!!!!
🔥𝑫𝑰𝑴𝑨𝑵𝑪𝑯𝑬 26 𝑶𝑪𝑻𝑶𝑩𝑹𝑬 2025 𝒂𝒐 𝒂𝒎 𝑷𝑨𝑳𝑨𝑰𝑺 𝑫𝑬𝑺 𝑺𝑷𝑶𝑹𝑻𝑺

🤵‍♀️ Izaho no Ramamonjisoa Elodia Ratsimbazafy, 28 ans, Gérante an'I BeautyStyle ByElodia . 👌 Efa nanomboka 17 ans za no...
06/11/2025

🤵‍♀️ Izaho no Ramamonjisoa Elodia Ratsimbazafy, 28 ans, Gérante an'I BeautyStyle ByElodia .

👌 Efa nanomboka 17 ans za no nanomboka nisehatra ny resaka momban'ny coiffure sy esthétique. Service à domicile foana no Nataoko Tamin izany fa Mbola tsy nanana salon fandraisana client za.
Tany fianarantsoa dia efa Niasa Tamina salon ihany koa za nisy fotoana, fa nanomboka 2020 za vao nanomboka nanao studio Kely Nataoko fandraisana client. Fa Tena hoe tsotsotra t@zany tena hoe niainga t@izay kely nananana de niezaka nampitombo sy nampivoatra ny fitaovana sy ny experience.

💪 Zao zah vao nahasokatra salon Kely aty Andoharanofotsy Mandrimena.

❤️ Mbola mitohy foana nefa ny fanaovako ny service à domicile Izay niantombohako voalohany na dia efa misy salon aza.

📞 Raha mila ahy ianareo de afaka miatso mivantana ny laharana 0344346501 fa vonona hatrany aho hanome fahafaham-po anareo.

05/19/2025

Mitady mpanao onglerie a domicile sy mandrandrana svp.
Tonga de midira mp zfd miaraka contact sy model

💥LIVE 0Ar💥 Andao hiaraka hilalao miaraka amin'ny Anuelah Mdg  👇Rehefa tonga 10K abonnés ny pejiny dia hisy LIVE 00 Ar 🤑 ...
05/16/2025

💥LIVE 0Ar💥

Andao hiaraka hilalao miaraka amin'ny Anuelah Mdg 👇

Rehefa tonga 10K abonnés ny pejiny dia hisy LIVE 00 Ar 🤑 sy feno fizarana ho atao ao amin’ny pejiny ary ireto avy ny fepetra tsotra ahafahana miditra amin’ny lalao 🎉

1. Abonneo ny pejy "Anuelah Mdg " ✅
2. Zarazarao (partageo) ny publication-ny izay amin'ny mûr-any ao 🔁 — ataovy “Public” fa tsy “Moi uniquement” 🌍❗
3 _ Mentionneo ny namana sy ny havana ☝️

Ireo amin'ny sary ireo misy sombiny amin'ilay live 00 ar 😍😍

Fa misy koa ireo entana izay varotany en gros sy en details toa ny shein kids sy patpat kids sns , aza adino fa mamaky b***e friperie ao anaty live isanandro izy ho an'izay haka lohany 🤝

Izy no Herinjaka RAOELISON , niaina fahasahiranana izy ireo — "Nitaona rano no nameloman'ny Ray amamndreninay anay , na ...
05/08/2025

Izy no Herinjaka RAOELISON , niaina fahasahiranana izy ireo — "Nitaona rano no nameloman'ny Ray amamndreninay anay , na izany aza , tsy niala tamin’ny fianarana izahay, niezaka mafy mandrakariva ary ankehitriny dia injeniera amin’ny fifandraisan-davitra ary miasa amin'ny tontolon'ny "Cybersecurity" no sady mampianatra STEM.

Noforoniny ny pejy 𝑯𝒂𝒚 𝑴𝒂𝒕𝒉𝒔 - by Raoelison mba hizarana fahaiza-manao sy hanampiana ireo mpianatra indrindra ireo avy amin’ny 3ème ka hatramin’ny terminale , hahatakatra sy hankafy ny matematika sy STEM (👩‍🔬 Science | 👩‍💻 Technology | ⚙️ Engineering | 🔢 Mathematics).
Koa manentana antsika hanaraka tsy tapaka ny pejiny raha manana olana makasika ny fianarana maths isika.

Hoy ny Ntaolo hoe "Ny fianarana no lova tsara indrindra" ary i Nelson Mandela nilaza hoe "Education is the most powerful weapon which you can use to change the world". Izany hoe ra tia anova izao tontolo izao isika dia mianara miofana, ny fiaianana tsy mitsahatra ny mampianatra.

" Mianara fona aza kivy fa tsis mafy tsy laitran'ny zoto , raha mino ianao fa zava-dehibe ny fanabeazana sy ny fanohanana ny tanora , dia feno fankasitrahana aho raha afaka mizara ilay pejy amin’ny namanao anao " izay ny hafany 🫶

🚨🚨Ny Hay Maths dia pejy iray manokana hizara fahalalana ho an'ny rehetra!🚨🚨
Manomboka amin'ny matematika , ary hivelatra amin’ny sehatra STEM ihany koa:
— fahaiza-manao ilaina amin'ny fanovàna izao tontolo izao!

Ireto ny tanjony :
✨ Mampisongadina ny saina siantifika
✨ Manamafy fahaiza-misaina lalina
✨ Mandrisika anao ho tia mianatra sy hanavao

Manasa anao hanatevin-daharana azy ireo amin'ny:
❤️ Like
↗️ Share
⭐ Fanentanana ho amin'ny fahalalana sy fahombiazana!

2 taona lasa izay , nanantona tato amin'ny MP ny pejy izy , tena tsotra sady be resaka no mahafinaritra ehh 😭😭Mandriam-p...
04/30/2025

2 taona lasa izay , nanantona tato amin'ny MP ny pejy izy , tena tsotra sady be resaka no mahafinaritra ehh 😭😭

Mandriam-piadanana ry namako 🕊

Et si VOTRE université devenait la grande championne de Madagascar?Le UNiTRIBE CHALLENGE débarque pour la première fois ...
04/22/2025

Et si VOTRE université devenait la grande championne de Madagascar?

Le UNiTRIBE CHALLENGE débarque pour la première fois à Mada : une compétition inter-universitaire hors du commun mêlant stratégie, fun, adrénaline et esprit d’équipe !

RDV le 24 mai 2025

Au programme :

👉Parcours du combattant façon Koh-Lanta malagasy
👉Jeu de piste
👉Construction de radeau

Side event :Tournois d' échecs, belote, Uno sans pitié, jeux vidéo, etc.

3 catégories : Hommes – Femmes – Mixtes
Équipes de 8 à 12 étudiants

À GAGNER :

1 000 000 Ariary

Un trophée pour votre université 🏆

Une journée de teambuilding offerte au personnel encadrant

Représente ton université. Montre que vous êtes la meilleure team.

Inscriptions ouvertes maintenant 👇
Contacte-nous Hi-sôma ou via WhatsApp au 034 98 566 37

Ny Harena , 27 taona , orinasa roa no voatsangany tanatin'ny 5 taona 🔥🔥🔥Nisedra tsy fahasalamana nanomboka 2019 hatreo a...
04/12/2025

Ny Harena , 27 taona , orinasa roa no voatsangany tanatin'ny 5 taona 🔥🔥🔥

Nisedra tsy fahasalamana nanomboka 2019 hatreo amin'ny fiandohan'ny 2020 , nosolainy ny volony fa niongotra be mihitsy ary nanomboka teo nampiasa " huile de coco " izay nampaniry ny volony 🥥

2021 no nanomboka ny fisian'ny Huile Coco de Madagascar 🇲🇬

Na tsy vita aza ny fianarany teny Ankatso dia tsy nataony nahakivy , teo ny aretina hafa nahazo azy ny taona 2022 fa dia tsy nahasakana azy nandraharaha ❤

4 taona taty aoriana natsangany ny " Mahere Madagascar " , vokatra ho an'ireo manana volo texturé rehetra , ho an'ireo te hanao retour au naturel 🚿

Efa ireo ny pejiny raha mahaliana anao ny hanjifa ao aminy na miantso ny 0346731153 📞

" Aza misy atao mahasakana anao tsy aha tanteraka ny nofinao izany , atomboy amin'izay misy eo aloha " izay ny hafany ho an'ny tanora 🥰

Address

Columbus, OH
43017

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DEBA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share