Malagasy Aho

Malagasy Aho Fizarana vaovao • Fifampitaizana • Fialamboly ✨
(4)

🎉Mankalaza ny faha 42 taonany anio i FANEVA IMA ⭐Kapiteny an'ny Ekipa Barea teo aloha 🇲🇬.Mirary soa ho azy isika 😊 .
03/06/2026

🎉Mankalaza ny faha 42 taonany anio i FANEVA IMA ⭐

Kapiteny an'ny Ekipa Barea teo aloha 🇲🇬.

Mirary soa ho azy isika 😊 .

✅Nambaran’i Chine fa tsy handoa   intsony ny vokatra avy amin’ny firenena afrikanina 53, anisan’izany i  , rehefa ampidi...
03/06/2026

✅Nambaran’i Chine fa tsy handoa intsony ny vokatra avy amin’ny firenena afrikanina 53, anisan’izany i , rehefa ampidirina any aminy.

👉Ity fepetra vaovao ity dia natao hanamorana ny fidiran’ireo vokatra afrikanina ao amin’ny sinoa sy hanamafisana ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’ny roa tonta.

✅ Ho an’i Madagasikara, ity fanokafana ny tsena sinoa ity dia hanampy amin’ny ny fifaninanana ara-barotra ho an’ireo vokatra aondrana any Chine, indrindra ireo vokatra avy amin’ny sehatry ny sy ny fanodinana sakafo toy ny lavanila, kakao, kafe, zava-manitra, voankazo tropikaly ary ireo vokatra avy amin’ny jono.

©️ Midi Madagasikara

Tsy manana hery miafina ny olona albinos.Tsy misy "diamondra" ao Amin masonytsy marina ara-tsiansa ny filazana hoe misy ...
03/06/2026

Tsy manana hery miafina ny olona albinos.
Tsy misy "diamondra" ao Amin masony
tsy marina ara-tsiansa ny filazana hoe misy "diamanta" ao amin'ny mason'ny olona albinos.
Mety avy amin'ny fijerin'ny olona azy io satria:
Matetika mazava be ny mason'ny olona albinos (manga, volondavenona, na somary mena rehefa tara-pahazavana).
Mety hamirapiratra kokoa ny masony rehefa tratran'ny hazavana.
Ny albinisme dia vokatry ny lova ara-pirazanana (génétique). Tsy avy amin'ny sakafo, tsy avy amin'ny ozona, ary tsy avy amin'ny zavatra nataon'ny reny nandritra ny fitondrana vohoka izy io.
Mitranga ny albinisme rehefa mandova gène manokana avy amin'ny ray sy reny ny zaza, ka mahatonga ny vatany tsy hamokatra mélanine ampy, ilay pigment manome loko ny hoditra, volo ary maso.
Matetika:
Samy mitondra ilay gène ny ray sy reny nefa tsy albinos izy ireo.
Rehefa samy mandefa ilay gène amin'ny zanany izy roa, dia mety hiteraka zaza albinos.
Noho izany, fandovana ara-pirazanana no tena mahatonga ny albinisme, fa tsy aretina mifindra ary tsy vokatry ny fahadisoan'ny ray aman-dreny.

Strogoffia Ayo

🚨Fenêtre FIFA-JUIN 2026 - 𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐜𝐚𝐮𝐱🚨𝐌𝐢-𝐭𝐞𝐦𝐩𝐬MAROC🇲🇦 2 - 0  🇲🇬MADAGASCAR
02/06/2026

🚨Fenêtre FIFA-JUIN 2026 - 𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐜𝐚𝐮𝐱🚨

𝐌𝐢-𝐭𝐞𝐦𝐩𝐬
MAROC🇲🇦 2 - 0 🇲🇬MADAGASCAR



Olona miisa 11 namoy ny ainy androany vokatry ny fihotsahan'ny tany nandritra ny asa fitrandrahana volamena  tany amin'n...
02/06/2026

Olona miisa 11 namoy ny ainy androany vokatry ny fihotsahan'ny tany nandritra ny asa fitrandrahana volamena tany amin'ny Kaominina Ambanivohitra Nierenana, Distrikan'i Vatomandry.

Sary sy vaovao Maminirina R.

Ilay zaza manana toe-tena varira very omaly Alatsinainy 01 Jona 2026 ka hita velona soamantsara io atoandro io. Ny fokon...
02/06/2026

Ilay zaza manana toe-tena varira very omaly Alatsinainy 01 Jona 2026 ka hita velona soamantsara io atoandro io.
Ny fokonolona, ny zandarimariam-pirenena ary ireo rehetra nandray anjara tamin’ny fikarohana sy fanenjehana ireo nahavanon-doza no niara-nientana ka nahafahana nahita ilay zaza very tao Ankavia Kaominina Bemavo Distrikan’i Beroroha.

Sary Siteny Randrianasoloniaiko

🟢𝗩𝗼𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗸𝗮𝗺𝗶𝗼 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼 𝗸𝗼𝗱𝗶𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗺𝗯𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 Androany tokony ho tamin'ny 11 ora atoandro teo dia nisy ka...
02/06/2026

🟢𝗩𝗼𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗸𝗮𝗺𝗶𝗼 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼 𝗸𝗼𝗱𝗶𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗺𝗯𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮

Androany tokony ho tamin'ny 11 ora atoandro teo dia nisy kamio feno entana nanolo kodiarana teo amin'ny Parking JOVENA Madiolahatra Ambositra.
Ny mpamily mpanampy nameraka Cric no voatsindry tsy lera tao rehefa votsotra ny Cric. Io ballon io nanavotra azy tao fa raha tsy nisy rivotra io dia potika ny akama.

Nifamonjena ny akama ary efa nanafarana mpanotra.

Sary indrana

Filaharam-be ny maka busTahaka izao indray ny fiandrasana bus maraina ety amin’ny Vatobe 67ha. Vao tsy mahay misisika di...
02/06/2026

Filaharam-be ny maka bus

Tahaka izao indray ny fiandrasana bus maraina ety amin’ny Vatobe 67ha. Vao tsy mahay misisika dia taraiky…

Sary indrana

02/06/2026

Nivoka ny vala ny omby😱

🟢𝗡𝗶𝘁𝗮𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗺𝗽𝗶𝘃𝗮𝗿𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗽𝗶è𝗰𝗲 𝗸𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗺𝗽𝗶𝘃𝗮𝗿𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼 𝘃𝗼𝗻𝗷𝘆.Nividy pièce teny Antohomadinik...
02/06/2026

🟢𝗡𝗶𝘁𝗮𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗺𝗽𝗶𝘃𝗮𝗿𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗽𝗶è𝗰𝗲 𝗸𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗺𝗽𝗶𝘃𝗮𝗿𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼 𝘃𝗼𝗻𝗷𝘆.

Nividy pièce teny Antohomadinika ity rangahy manao tee-shirt grenat ity tamin'ny roatokom-bolana. Hosoka anefa ilay pièce ka naverina tany amin'ilay mpivarotra. Nilaza hamerina ny vola ilay mpivarotra saingy miandry kely fa maina be ny tsena.

Tonga teny androany ilay lehilahy nitaky ny vola saingy niantsoan'ilay mpivaritra vonjeo.
Ilay mpivarotra indray avy eo no nandefa publication teto amin'ny facebook hoe mpisoloky ilay lehilahy nividy pièce.

Nataon'ny mpanao facebook tsaky ranamana.
Kay izy no voasoloky fa tsy mpisoloky.
Milaza hampiakatra ny raharaha any amin'ny fitsarana ilay lehilahy nividy pièce.

Tsetratsetra tsy Aritra

Adresse

Oslo
6006

Nettsted

Varslinger

Vær den første som vet og la oss sende deg en e-post når Malagasy Aho legger inn nyheter og kampanjer. Din e-postadresse vil ikke bli brukt til noe annet formål, og du kan når som helst melde deg av.

Del