Directions Website

TVM Pejy ofisialin'ny TVM, Televiziona Malagasy, fahitalavim-pirenena malagasy / Page de la TVM, Télévision nationale malagasy

06/10/2026

FANDAHARANA MANOKANA 06 OCTOBRE 2026

06/10/2026

PIESY GASY 06 OCTOBRE 2026

06/10/2026

VAOVAO AN-TSARY 19h30 - 06 Octobre 2026

06/10/2026

VAOVAO AN-TSARY 13H00 - 06 OCTOBRE 2026

06/10/2026

SOAMIAVY 06 OCTOBRE 2026

05/10/2026

PIESY GASY - 5 OCTOBRE 2026

05/10/2026

VAOVAO AN-TSARY 19H30 - 5 OCTOBRE 2026

05/10/2026

KIANJA - 5 OCTOBRE 2026

05/10/2026

Vaovao an-tsary 5 10 2026 à 13h

🟥🟥 FAMINTINANA 🟥🟥𝐅𝐚𝐦𝐢𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐩𝐫𝐚𝐢𝐦𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞𝐧'𝐧𝐲 𝐠𝐨𝐯𝐞𝐫𝐧𝐞𝐦𝐚𝐧𝐭𝐚𝗙𝗜𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡𝗔 ...
05/10/2026

🟥🟥 FAMINTINANA 🟥🟥

𝐅𝐚𝐦𝐢𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐩𝐫𝐚𝐢𝐦𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞𝐧'𝐧𝐲 𝐠𝐨𝐯𝐞𝐫𝐧𝐞𝐦𝐚𝐧𝐭𝐚

𝗙𝗜𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔: 𝗔𝗦𝗔, 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔, 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔

✍️ Asa hita maso sy vokatra mivaingana ho amin'ny tombotsoan'ny Malagasy no vinan'ny filohan'ny fanavaozana.

🧍Omena toerana lehibe ny tanora. Izy ireo no hery manosika sy hoavin’ny firenena.

🇲🇬 Ny Repoblika matanjaka dia miorina amin’ny fahamarinana, fandraisana andraikitra ary fanajana ny tombontsoam-bahoaka.

❌ Tsy misy toerana ho an’ny kolikoly. Ady hentitra sy mitohy no atao aminy.

🗓️ Tsy milalao fotoana ny Fitondrana. Miasa, mandray fanapahan-kevitra ary manatanteraka ireo asa tena ilain’ny vahoaka.

👍 Amporisihina ny fanavaozana sy ny fomba fisainana vaovao. Tanjona ny hahitana vahaolana haingana, mahomby ary maharitra.

Tanjona : Madagasikara matanjaka, mandroso ary miasa ho an’ny Malagasy. 🇲🇬

Address

Rue Gisèle Rabesahala Anosy

101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TVM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share