14/08/2025
🎉 Match de Gala Basketball eto Antsirabe 🎉
🔥 Ao anatin'ny ady amin'ny fampiasana zaza tsy ampy taona, dia anjaran’Antsirabe indray izao no hanaovana lalao Goavana, Basketball 5x5 hifandonan'ny SBC Vakinankaratra amin'ireto fikambanan'ny atleta goavana ireto!
📍 Sabotsy 16 Aogositra | 13:30
📍 Terrain Université CRAC, akaikin’ny Farimbona
🎟️ Fidirana : MAIMAIM-POANA – Tonga dia manotrona!
➡️ Sady mijery basketball mahafinaritra no manampy amin’ny ady amin’ny fampiasana zaza tsy ampy taona 👧👦❌
✨ Hetsika manokana hahafahan'ny public mandray anjara
🏀 Concours tir à 3 points miaraka amin’i Muriel na Christiane Ankoay – iza no handresy? Tonga dia jereo eny!
( Misorata anarana amin'ny MP raha te handray anjara).
🌟Ireo izany ireo olo-malaza ho avy amin'io :
💥 Hajaniriana Harisoa Muriel – équipe nationale Ankoay (basketball)
💥 Minoharisoa Christiane Jaofera – équipe nationale Ankoay (basketball)
💦 Rabejaona Holy Antsa – Olympienne, natation
🥋 Raboanaritompo Soary Jessica – Médaillée d’or, Jeux des Îles 2023 (karate)
🏋️♂️ Andriantsitohaina Tojo – 5x Champion d’Afrique, Olympien, Médaillé d’or Jeux des Îles 2023
🎤 Seth Seven – Artiste slameur
📣 Tongava maro e! Hijery lalao, hifanerasera amin'ny olon-malaza, ary hiady amin’ny fampiasana zaza tsy ampy taona 🙌
Hisy fakana sary miaraka amin'izy ireo aorian'ny lalao