
22/07/2025
🔥🏀Hiatrika ny fifaninana Women’s Series FIBA 3x3, izay atao any Soumgait Azerbaïdjan, amin'ny sabotsy 26 sy ny alahady 27 Jolay ho avy izao ny Ankoay vehivavy. Handrafitra ny ekipa malagasy amin'izany i Hajanirina Harisoa Muriel, Jaofera Minaoharisoa Christiane, Rakotonirina Miandrasoa Koloina Fiderana ary Randriatahiana Ravaka Sarobidy.